Menaka Mahalava Volo
Ny Menaka Mahalava Volo dia ny Crème coiffante izay Tsoka tsy Mandry pure (efa niala fofona) ary Huile Repousse cheveux
07/07/2026
💭 Ilay zavatra nahacomplexé ahy indrindra taloha... no lasa iray amin'ireo loharanom-bolako androany. 💛
Tena tsy mba tao an-tsaiko mihitsy ny hoe indray andro any dia hanana marque manokana aho.
Ary ankehitriny, dia efa afaka mamokatra produits finis avy amin'ireo matières premières anananay izahay.
🌿 Anisan'izany ny Savony Tsoka & Farehitra, izay natomboka teny an-tsena vao tsy ela akory, nefa efa betsaka ny olona mahalala sy mitady azy.
💛 Koa aza menatra amin'izay heverinao ho fahalemena androany. Mety izy indray no ho lasa iray amin'ireo tanjakao rahampitso.
💐 Mankasitraka hatrany oo 🌿
06/07/2026
🎉 Lany anie ny Menaka Tsoka ee! 💛
🙏 Misaotra anareo tamin'ny fahatokisana sy ny fanohanana hatrany.
✨ Efa mandray réservation ho an'ny stock manaraka izahay.
😍 Mahazo ihany hoa mahazo amin'ireto format 1 L ireto ee!
💛 Ka ahoana? Hanao réservation amin'ny 1 L ve ianao?
🤔 Sa hisafidy amin'ireto formats ireto?
✔ 100 ml — 10.000 Ar
✔ 212 ml — 20.000 Ar
✔ 250 ml — 25.000 Ar
📩 Alefaso dieny izao ny réservation-nao mba ho isan'ireo voalohany hahazo ny stock manaraka.
🌿 Ireto kosa dia disponible de suite :
✨ Savony Tsoka & Farehitra — 12.000 Ar
✨ Gel Farehitra — 7.000 Ar
✨ Fleur d'Hibiscus — 10.000 Ar / 100 g
🚚 Mitohy hatrany ny livraison.
💐 Mankasitraka hatrany oo 🌿
04/07/2026
🌿 Tianao ny Curly ? Fa halanao kosa ve ilay volo maina sy makiana ? 💛
✨ Ity ary ny routine tsotra ahazoana boucles tsara sy nvolo malefaka.
🌿 Ny ilainao :
✔ Conditioner na Leave-in (azo ampiasaina izay efa fanaonao, satria mbola tsy manana izahay amin'izao fotoana izao)
✔ Gel Farehitra
✔ Menaka Tsoka
💛 Fomba fampiasana :
1️⃣ Ataovy mando tsara ny volo.
2️⃣ Hosory voalohany ny Menaka Tsoka.
3️⃣ Avy eo hosory ny Conditioner na Leave-in. 4️⃣ Farano amin'ny Gel Farehitra.
💡 Tsara ho fantatra fa samy manana ny anjara asany ireo produits ireo :
🌿 Menaka Tsoka
✔ mampalefaka ny volo
✔ manampy hiaro azy tsy ho maina sy mora tapatapaka
💧 Conditioner na Leave-in
✔ manamora ny démêlage
✔ manome hydratation ny volo
✨ Gel Farehitra
✔ manampy hamaritra tsara ny boucles (définition)
✔ manome fixation
✔ manome ilay effet mouillé tian'ny maro
💛 Mieritreritra ny hanao promotion amin'ireto duo ireo izahay amin'ny herinandro ambony, mba hahafahanareo manandrana azy.
🌿 Inoanay fa maro aminareo no efa miandry izany. 😊
💐 Mankasitraka hatrany oo 🌿
🎙️ Fantatra amin'ny anarana hoe "Mme Menaka Mahalava Volo"...
🌿✨ Androany dia mahafinaritra ny nizara aminareo ny traikefa teo amin'ny sehatry ny fandraharahana sy ny mannequinat tao amin'ny fandaharana Saramba tao amin'nNatiora Radio Ofisialyly .
🙏 Mamerina ny fisaorana sy fankasitrahana ho an'ny Natiora Radio tamin'ny fanasana sy ny fahafahana nizara ny dianay.
💛 Mankasitraka ihany koa ireo mpiara-miombon'antoka tamin'ity fandaharana ity :
✨ Agence de mannequiEmy Ga Model Managementment
👗 TénLamodinaydinay
🌿 Point de vente Menaka Mahalava VViavy Glam Glam
🎥 Manasa anareo hijery sy hankafy ny fandaharana.
💐 Mankasitraka hatrany oo 🌿
30/06/2026
💬 Retour client après une seule utilisation… 😍⭐
💛 C'est ce qui reflète la qualité de notre Savony Farehitra & Tsoka.
✨ Voici ce qu'elle a remarqué dès la première utilisation :
🌿 Grâce au Tsoka tsy mandry qu'il contient :
✔ les cheveux sont plus doux
✔ le démêlage est plus facile
✔ les cheveux sont moins secs après le shampoing
🌿 Grâce au Farehitra (gel végétal naturel) :
✔ les cheveux gagnent en brillance
✔ les boucles sont mieux définies
💡 Ce sont quelques-uns des bienfaits que l'on peut ressentir dès les premières utilisations.
🌱 Et ce n'est pas tout…
Avec une utilisation régulière et une bonne routine capillaire, il contribue aussi à garder les cheveux en bonne santé et favorise leur croissance.
✨ C'est d'ailleurs pour cela que beaucoup le surnomment :
💚 « LE SAVON MAMPIROBOROBO VOLO »
💬 Et vous, l'avez-vous déjà essayé ?
💐 Mankasitraka hatrany oo 🌿
29/06/2026
Afak'afaka aho mahita 👁️🗨️⁉️
🧐 Hitanareo ve ilay Savony
Izay daholo ireo niandry? Fa efa misy io ny Savony mampiroborobo volo 💗
28/06/2026
😂 Efa hoe tsy atao mifotetaka be ohatr'izao rehefa manao bain d'huile e...
Aza manao mafy loha toa an'ity madama kely ity 🤣 (le akanjo moa aoka fotsiny fa tsy mety nisoloana )
🌿 Izay aa !! Kely fotsiny dia ampy.
👉 Rehefa tsapanao hoe malefaka sy voarakotra tsara ny volo, dia izay no izy.
😅 Fa tsy hoe atao mangirana ohatran'ny hoavinao vao hijanona akory!
💛 Tadidio : tsy ny habetsahan'ny menaka no mahatonga vokatra tsara, fa ny fampiasana azy amin'ny fomba mety.
💐 Mankasitraka hatrany oo
26/06/2026
Arabaina tratrany asaramanitra oo 💐
❤️❤️Coucou Raiponce ❤️❤️
Hoanareo manontany foana hoe manao ahoana ny Fomba fampiasana ny Menaka Tsoka
❣️ Toy izao izy raha atao crème hydratant ❣️
24/06/2026
LANY : Ny Savony mampiroborobo volo
Mankasitraka hatrany oo 💐
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Ankadifotsy
Antananarivo
101
