Dermo.Expert.Skin

Dermo.Expert.Skin

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Dermo.Expert.Skin, Health/Beauty, Antananarivo.

10/06/2026

❌ Leo kambo, verrue, votsy, condylome na hoditra miforona kely manelingelina anao ve?
🌿 SUNIFNM SKIN TAG dia crème fikarakarana natao hanampy amin'ny fanatsarana ny endriky ny hoditra sy hampihenana tsikelikely ny fisehon'ireo olana amin'ny hoditra toy ny:
✅ Kambo
✅ Verrue
✅ Votsy
✅ Hoditra miforona kely
✅ Condylome*
💚 Mora ampiasaina
💚 Fikarakarana isan'andro ny hoditra
💚 Manampy hahazo hoditra madio sy milamina kokoa

Manasa anao Ary andefa hafatra miafina avy hatrany na Miantso ny laharana eto ambany.

tél : 038.25.400.03

Manao Livraison eto Antananarivo
Afaka mandefa any aminy faritra rehetra

12/05/2026

🔥 CRÈME D.E.S 5.5 ERASER 🔥
Veloma mangidihidy, veloma aretin-koditra!
❌ Eczéma
❌ Hodipotsy
❌ Tampano & Tabaseky
❌ Psoriasis
❌ Mony, Point noir,Panda, Menamena
✅ Manampy manadio sy manarina hoditra simba (tarehy simba ny produit)
✅ Mampihena démangeaison sy rougeur
✅ Manome hoditra madio, malama ary mamirapiratra
🌿 Vokatra atokisana amin’ny fikarakarana aretin-koditra
💯 Mahomby • Mora ampiasaina • Vokatra hita maso
Aza avela hanimba ny hatsaranao ny aretin-koditra!
👉 Ampiasao ity crème D.E.S 5.5 ERASER dieny izao.
“Hoditra salama, fiainana milamina.”

Manao livraison no ataonay eto Antananarivo afaka mandefa any aminy faritra rehetra.

Tél :038.19.489.83

28/04/2026

🔥 CRÈME D.E.S 5.5 ERASER 🔥
Veloma mangidihidy, veloma aretin-koditra!
❌ Eczéma
❌ Hodipotsy
❌ Tampano & Tabaseky
❌ Psoriasis
❌ Mony, Point noir,Panda, Menamena
✅ Manampy manadio sy manarina hoditra simba (tarehy simba ny produit)
✅ Mampihena démangeaison sy rougeur
✅ Manome hoditra madio, malama ary mamirapiratra
🌿 Vokatra atokisana amin’ny fikarakarana aretin-koditra
💯 Mahomby • Mora ampiasaina • Vokatra hita maso
Aza avela hanimba ny hatsaranao ny aretin-koditra!
👉 Ampiasao ity crème D.E.S 5.5 ERASER dieny izao.
“Hoditra salama, fiainana milamina.”

Manao livraison no ataonay eto Antananarivo afaka mandefa any aminy faritra rehetra.

Tél :038.19489.83

24/03/2026

Mbola sahirana amin’ny tasy mainty,tarehy menamena na mony sy taim-parasy ve ianao? 😣

🌿 Ity Crème & Savon SUPRÊME TRIPLE ACTION MEDICAIRE (ZÉRO SPOT)ity dia manampy:
-Manadio hoditra ifotony
-Manala tasy mainty sy menamena
-Manaisotra ireo taim-parasy aminy tarehy
-Mamono ireo sela ratsy mahatonga ny mony sy Point noir miforona
-Mampamirapiratra tarehy sy ny hoditrao

✨ Hoditra madio sy mitovy loko ao anatin’ny fotoana fohy!

Manasa anao andefa hafatra avy hatrany

Manao livraison eto Antananarivo sy any aminy faritra rehetra.

TEL:038.58.896.62

25/02/2026

-Manala tâche sy Rousseur aminy tarehy
-Manafaka ilay taimparasy aminy hoditra
-Afaka tsara avokoa ny taches mainty rehetra sy ny imperfections amin'ny tarehy sy ny vatana
-Manaisotra ireo PANDA sarotra esorina
-Mamerina aminy laoniny ny hiditrao
-Afaka hosorana tsara @ faritra malefaka
-Manasitrana ireo tarehy simba ny produits

Produit recommandé par dermatologue azo antoka

Roa andro Monja ianao dia manomboka mahita vokatra.

✓Livraison no ataonay eto Antananarivo
✓Afaka mandefa any aminy faritra rehetra

038.25.400.03,037.46.109.62

24/02/2026

🌿 CRÈME & SAVONY FANADIO + FANATSARANA HODITRA

✨ Ho an’ny aretin-koditra & tasy ✨
Misy mangidihidy,Hodipotsy, tasy mainty, na olana amin’ny hoditrao ve?
Ity Crème sy Savony ity no vahaolana tsikelikely sy malefaka 🤍

✔️ Manampy mampihena aretin-koditra (mangidihidy, mycose, irritation…)
✔️ Manadio lalina ny hoditra
✔️ Mampihena tasy mainty sy panda
✔️ Manala ireo sela maty amin’ny hoditra
✔️ Manampy mamerina hoditra madio, malefaka ary mirindra
✔️ Azo ampiasaina amin’ny tarehy sy vatana
🌿 Vokatra naturel, malefaka amin’ny hoditra

🧴 Azo ampiasaina isan’andro
🌸 Vokatra Azo antoka sy ny tsisy fiatraikany ratsy

-Livraison Antananarivo
-Mandefa any amin’ny faritra rehetra
- Alefaso ary ny hafatra
Raha te hahalala ny fomba fampiasana azy

tel: 038.58.896.62

24/02/2026

: FANALANA-ARETIN-KODITRA
Manala ireo mangidihidy aminy hoditrao(Eczema,Psoriasis,Prurit,Inflamation Local,Reaction Allergie, Mycoses, herpès, verrues...)

-Mitsabo ireo arentin-koditra mifindra rehetra
-Manaisotra ireo sela ratsy rehetra aminy hoditra
-Mamafa ny tasy mainty vokatry ny aretin'aty (PANDA)
-Manaisotra ireo hodipotsy aminy hoditrao
-Mitsabo ireo hoditra lasa miofakofaka
-Manadio sy manazava tanteraka ny hoditrao
*Roa andro mampiasa dia mahita vokatra
*Creme voamarika tsara Ara-pahasalama
*Vokatra natoraly 100%

Manao livraison eto Antananarivo
Mandefa any aminy faritra rehetra
Tel : 038 19 489 83

29/01/2026

😥MITARAINA AMIN’NY TÂCHES & ROUSSEURS VE IANAO ?
Aza afenina intsony ny tarehy… misy vahaolana
🤍
✨ CRÈME ANTI-TÂCHE & ROUSSEURS ✨
✓ Mampihena tsikelikely ny tasy mainty sy rousseurs
✓ Manadio sy manazava ny hoditra
✓ Manampy mamerina hoditra mirindra sy madio
✓ Tsy mandoro, tsy manimba hoditra
✓ Azo ampiasaina isan’andro, ho an’ny tarehy & vatana

🌿 Crème azo antoka, notsapaina tsara
🌸 Vokatra miova arakaraka ny hoditra sy ny fampiasana

📦 Livraison Antananarivo
🚚 Mandefa any amin’ny faritra rehetra

💬 Alefaso hafatra Raha te hafatantra bebe kokoa & ny momba azy

📞 038 25 400 03
📞 037 46 109 62

07/01/2026

Ho anao manana olana @ tarehy sy Ny vatana misy Aretin-koditra

-Feno Tâche
-Feno Panda
-Feno Mony
-Misy Menamena
-Simbana Produit
-Main'ny masoandro
-Feno Pentina Mainty

Correcteur_des_tâches_et_Rousseurs

-Manala ny Tâche sy imperfections @ hoditrao rehetra :

~Manasitrana ireo Aretin-koditra mifidra
~Manala hodipotsy,Lagaly, Eczéma, psoriasis, pruirit, réaction allergique, herpès,verrues...

✓Mampiasa in-droa fotsiny Dia mahita fiovana

🩸Traitement dermatologie

tel : 038 25 400 03 / 037 46 109 62
livraison tana - Province

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Antananarivo