Mihamy Shop
���� Produits Authentique d'Allemagne����
���Prix Abordable�� �
06/07/2026
Mbola misy ilay 🌸😘. ho an'ny zanantsika vavy🥰
Maro be nareo nanotany azy😍🌹 aza manahy fa produits daholo ny ato aminy 🇩🇪
🌹. Parfum de puissance de fille
- douce 48h.
✅ développé pour les de 8ans et plus avec un parfum girl - power et de l'aloe Vera Biologique 😍👌
-0% de sels d'aluminium
-0% d'alcool
-Prix : 27.000ar 50ml
🇩🇪
Mp AVY hatrany Ary 😘
📞038 27 650 19 Ambohipo
📞038 48 729 91 Analakely
06/07/2026
🥰 Ataovy veloma hatreo ny volo maina lava💞 miaraka am ity ity🥰😉
✅Ho an'i cheveux très secs indisciplinés izy ity an😍
✅Ny volo normal koa afaka mampiasa azy
✅Miaro ny volo tsy ho maina
✅Mi-hydraté tsara ny volo ary miaro azy tsy ho vakivaky 🥰
✅ Mangirana sy malefaka tsara ny volonao miaraka aminy
💰Shampooing 300ml: 23 000ar
💰Masque 340ml:37 000ar
Mp ary e🥰
📞038 27 650 19 boutique Ambohipo
📞038 48 729 91 boutique Analakely
Ato Maman ny ho any an🥰❤️ 💯🇩🇪
Shampooing & Après shampooing & Spray aide coiffante
👉Mety @ Karazambolo rehetra an👈
Ambohipo sy Analakely ny boutique 🥰
Prix:17 000ar isany ❤️
Mp ary eh ❤️
📞038 27 650 19 Ambohipo
📞038 48 729 91 Analakely
06/07/2026
🌺L'ORÉAL MEN ❤️
pour pour 🌺🥰
✅Mety ho an'ny karazana hoditra rehetra
✅Mi-hydraté tsara NY hoditra izy ity
✅Ahitana glycérine ; Vitamin E ao anatiny
✅Mampalefaka tsara NY hoditra ihany koa an
✅Miaro ny hoditra & ny hatsiaka
50ml:41 000ar
MP ary e❤️
📞Ambohipo 038 27 650 19
📞038 48 729 91 Analakely
04/07/2026
Tsara kely hoa reto e🥰♥️ ato aminay hoa na zazakely aza ne dia miondana e😅😎 kids 2in1 shampoo sy AS
Ça pique pas les yeux 😍🥰
23500ar
04/07/2026
🌺 Aiza daholo ary ny mpankafÿ na reny ? 💯 d’Allemagne ireto an ! Prix koa abordable 👌 hatrany
🔸 Shampoo 23 000Ar /26 000ar /30 000Ar
🔸 Apres shampoo 23 000Ar / 26 000Ar
🔸 Masque 37 000Ar
🔸 Ultra doux Kids 2en1: 23 500Ar
🌿 Ao @ commentaire daholo ary izay mbola disponible ato @ boutique 🥰
04/07/2026
🌟💫1 BEBE Crème Visage + Lingettes Démaquillantes offert💫🌟
✅ Prenez soin de votre peau jour et nuit avec BEBE!
✅Une combinaison idéale pour une peau propre, douce et parfaitement hydratée😍👍
💙 BEBE Intensive Pflege – Peaux Sèches
✨ Hydratation intense pendant 24h
✨Enrichie en huile d'avocat & beurre de karité
✨ Nourrit et protège la peau contre le dessèchement
✨ Convient à une utilisation de jour comme de nuit
💜 BÉBÉ Verwöhnende Pflege – Tous Types de Peaux
✨Hydratation longue durée
✨ Texture légère et agréable
✨Garde la peau douce, fraîche et éclatante
✨ S'utilise le jour et la nuit
🧴 Lingettes Démaquillantes BEBE
✔ Nettoient efficacement le visage
✔ Éliminent le maquillage et les impuretés
✔ Laissent la peau fraîche, propre et douce
✔ Pratiques à emporter partout
💰 Prix : 39 000 Ar ( vidiny ilay crème fotsiny io dia gratuit ilay lingètte miaraka aminy io)🥰
📞Ambohipo 038 27 650 19
📞 Analakely 038 48 729 91
04/07/2026
Rehefa produit bio hoa ny resaka dia tsara foana zay🥰😍 indrindra moa fa hoe avy Allemagne 🇩🇪 ny raha🥰♥️ vegan 🌱 du jour sy izy ti🥰
☝🏾Ahitana izay antioxidant no anti-inflammatoire no sady manana effet koa❤️🔥 ary misy koa izay mi-stimule ny production ny collagène @ tarehy, izay manana rôle genza be amresaka
Malama tsara ery ny tarehy ny tanjona moa o🥰😍
41000ar 50ml
Vitsy kely io sisa
04/07/2026
💓Coucou💓Ho anlay Harena kelintsika indray o👯❤️ Tsara sady be mihintsy anie satria be Zao ee🥰👌
👉 Mazavahoazy 💯 🇩🇪 nentsika🥰🥰
🌸 🌸
✨ Gel_douche & Shampoing & Après_shampoing mitambatra izy ity an🥰
✔️Manadio Tsara ny volo sy ny vatana
✔️Mampalefaka ny volo sy manamora ny fihogoana azy
✔️Parfum tena oe 😋, mety be kelintsika mintsy👯👧
✔️Afaka mampiasa azy na peau sensible aza an
💰250ml 24000ar
☎️038 48 729 91 Analakely
☎️038 27 650 19 Ambohipo
04/07/2026
Manimanitra 🥰❤️🔥 nisy madama zay cliente ato niteny taminay taminzany hoe mba andefaso anireto koa ki fa tsara be reto , ilay fofona vanille koa tsara loatra hono🎀❤️🔥 ka dia nandefa izahay
Tsy ray tsy roa ny retour tsara taminazy ti🥰
tsara 👍🏽🥰
42000ar 500ml
Vitsy kely sisa io
Click here to claim your Sponsored Listing.
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101
Opening Hours
| Monday | 08:15 - 18:00 |
| Tuesday | 08:15 - 18:00 |
| Wednesday | 08:15 - 18:00 |
| Thursday | 08:15 - 18:00 |
| Friday | 08:30 - 18:00 |
| Saturday | 08:00 - 18:00 |
