Bee In Kool
Bien être à petit prix !
31/10/2023
🏵🏵Pack : shampooing 300ml + masque 300ml +sérum 60ml 🏵🏵
✅ misy protéines d'orge mampangirana
✅ manalefaka
✅ Manala ny maina ,ny vakivaky sy ny tapatapaka
✅ mihazona tsara ny boucle tsy ho mora rava
Afaka mandeha tsirairay ihany koa😍😍
Manao livraison manerana ny nosy.
MP ary raha hanao commande e 🤗👌👌
10/10/2023
Make up brush 😍😍😍
Oantsika vao anomboka anao maquillage na koa vao manangona fitaovana!🤗
Reto efa misy azo ampiasaina tsara satria misy:
🏵 ho an'ny fametahana rouge à lèvre
🏵 fards à paupières
🏵 blush na fard à joue
🏵 fond de teint
🏵 volomaso
5 pièces : 7 000 Ar 😱😍
Manao livraison
10/10/2023
Crayon sourcils et lèvres👌👌
🍀 couleur marron
🍀 à base d'aloe vera 😉
🍀 misy vitamine E
Pièce : 5 000 Ar
Plus de 2 pièces : 3 500 Ar ny iray 😍😍
Manao livraison hatrany
MP ndray ary e 😍
07/10/2023
Salama daolo o🤗
Sahirana ve isika Ray amandreny mitady produit anti poux mahomby hoan'ny zanakao ?!
Ny zaza 👧 👦 ihany koa mijaly fa mangindihidy ny lohany ary maratra mihitsy aza 😭
Savon anti poux non toxique , sady efa misy fihogo spécial 👌👌 miaraka aminy:
👉 mamono sy manala avy hatrany ny hao
👉 mampijanona ny hidihidy sy fanaintainana samihafa 👱
👉 manadio hatrany @ fotony
👉 Manala angandrano ihany koa
👉 mamerina ny volo ho salama
Prix: 12 000Ar
MP avy hatrany ary e 👌👌
Mandefa any @ faritra
29/09/2023
Salama o🤗
30 000Ar monja dia efa mahazo Palette maquillage Révolution Emily 😍😍
🌺 24 couleurs
🌺 afaka anaovana look isan-karazany 👌
🌺 naturel , n**e, hatr@ sophistiqué 👌
🌺 pigment matanjaka tsara
Livraison à partir de 3 000 Ar
MP ary e 🤗
Na miantso avy hatrany ny 032 91 167 74
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Amboditsiry
Antananarivo
101
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Bee In Kool posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.
