MANDA Distribution

MANDA Distribution

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from MANDA Distribution, Health/Beauty, 0385531919, Antananarivo.

14/04/2026

♠ VAHO’MAX GEL – 30.000 Ar
Tsy fanafody fotsiny… fa fiainam-baovao ho an’ny lehilahy!

🔹 Mitsabo impuissance
🔹 Manenjana sy manalava BALITA
🔹 Vokatra natoraly, azo antoka, tsy misy effets secondaires
🔹 Vokatra hita ao anatin’ny 5 andro fotsiny!

→ Raha mila fanazavana dia miantsoa: 038 61 930 93
Na manorata Mp izao dia asiana fanazavana manokana!

12/04/2026
28/02/2024

Spécial Thé Traitement Naturel-Rhuma
" Eto isika dia iresaka mikasika "
Arthroses, nerfs sciatique,goutte, rhumatisme sy vanitaolana manaintaina rehetra afaka minana ilay fanafody ato aminay enao ,afaka mandefa any Amin ny faritra
Mp tompoko fanafody efficace tsara
Aminy vidiny : 35000Ar
Contact : 032 13 865 52 na 038 55 319 19

# Fisehoany:

* Manaintaina vanintaolana rehefa reraka
* Voany *crampe* matetika
* Manakotsako vanintaolana
* Sns ......

- Ny aretina vanintaolana dia azo tsaboina soamantsara aminy alalany fanafody natoraly 100% .(Mp avy hatrany)

26/02/2024

Aretina Rhumatisme ; Goutte ; ary arthrose 🔑♻
--------****-----------
1~ : fanafihan'ilay bacterie "streptocoque bêta-hémolytique" ny vanintaolana 😪.
Avy amin'ny nify goaka tsy voatsabo araka ny tokony ho izy,na aretin-tenda matetika !!!!
Toy izao ny fisehon'ny aretina:👉 Marary mangotsokotsoka ny vanintaolana any amin'ny tongotra; tanana; na lamosina🔗 Mora reraka ilay olona, marary ny loha sy ny hatoka; Matetika dia rehefa vanim-potoana mangatsiaka no tena mampihetsika azy ...⚠
Na ankizy,na tanora ,na lehibe, na antitra dia mety ho voan'ity rhumatisme ity avokoa. "Rhumatisme articulaire aigüe" ny fiantso ny aretina raha vao miantomboka. Ary "Rhumatisme articulaire chronique" ny efa lasa lavitra🚫. Tadidio fa raha tsy voatsabo ara-potoana izy io,dia miteraka fahavoazana any @ taova: fo; aty; sarakaty; voa; sns...
2~ : Fiandronan'ny "acide urique" ao amin'ny vanintaolana.🔃 Avy amin'ny fihinanana sakafo matsiro/be menaka tafahoatra; episy; simika; alkaola; gaz;sns...🍷🍕🍖
Manaintaina toy ny voatsindrona fanjaitra be dia be ,ny vanintaolana.Any @ lohalika; haton-tongotra; ratsan-tongotra; ratsan-tanana.Mety hiparitaka any @ vantana iray manontolo mihitsy😪. Mivonto mihitsy ny tonon-taolana rehefa grave ny goutte‼
Tsy mahazaka hatsiaka fa vao maika mampanaintaina azy zany ; manorisory; mandreraka ;mankarary an-doha;sns...
3~ :👉 Fahalanian'ny tsoaka(cartillage) any @ taolana. Amin'ny ankapobeny, dia 60 taona no ho miakatra 'reo voan'ny arthrose.
Tahaka izao ny tranga maneho ny fisiany: Mipoaka ny taolana; lasa tsy mahavita ny asa na fihetsika fanaony teo aloha ilay olona🙌Ohatra hoe: Tsy mahavita manainga ho ambony ny tànana; tsy afaka mandeh an-tongotra ela intsony😥sns...
Marary mifanintona ny vanintaolana raha vao ahetsika !!!!Tsy mahazaka "faux mouvement"⚠ Mety ho lasa manjoko ilay marary ;na mivilana ny ratsany; sns...
------🍀🌿-------
Mampijaly ireo aretina ireo,hoan'ireo voany!!!😪 Kanefa azo sitranina tsara✅
Amin'ny alalan'ny vokatra natoraly no itsaboana n aretina🍂Azo antoka sy mahomby.

>>>Raha mila sy fitsaboana dia antsoy ny 0385531919

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


0385531919
Antananarivo