Ssa kely
Resaka hanina😋 (food), partages🥰, decouverte, vente🤩 hihih...izay azo lazaina na mba hampitsikitsiky fotsiny aza eee😆😊
31/03/2026
Kopatanana harivariva oh🤩🥰🤣👋👋🥰
25/03/2026
Arabaina ity zandriko ity fa fetiny anio dia mba nampifaliana aloha🤣🤩🎂🎊🎉🥰😜
07/03/2026
Efa hiverina eto tsikelikely aho ohh🤩🤩
Fa ito aloha ny zanadandy ee😋😋
01/03/2026
Alahady ny andro... trondro no laoka🤩
Mirary soa ho antsika rehetra @ ity Alahady ity oh🥰🥰👋🙏
Kopatanana kely👋👋 ho anareo teraka ny 29 Febroary o♥️♥️🥰🤩🎉
27/02/2026
Tsy mbola naka sary teto mihitsy aho na dia efa hanan-jafikely teny aza🤣🤩
17/02/2026
Efa nisy nijery ilay eclipse solaire ve isika ato🤩😊🤩?
Izaho efa nitazana🤩
16/02/2026
Mamy ireto annn♥️♥️🤩🤩
Soa fa tsy azo hohanina @ sakay fa raha tsy izany dia efa nasiako🌶🤣🤣🤣🙈🙈🙈
***de
Arabaina avokoa izay mankalaza ny fetin'ny mpifankatia rehetra ♥️🥰♥️🥰
Chiken 🍗sy kitchen🏠
Tena mba nanahirana ahy mafy🙈🤣🤣
Click here to claim your Sponsored Listing.
Website
Address
Antananarivo
