Bellicious

Bellicious

Share

✨ Bellicious Beauty & Wellness

💆‍♀️ Soins | Produits naturels | Énergie positive

🌹Votre beauté, votre énergie, votre lumière💫

29/06/2026

💋 Bonsoir mes Bellicieuses 💋

Maro aminareo no nandefa message sy nitady ahy tato ho ato... 🥹🤍

Eny, ho avy amin'izay aho hiverina hikarakara anareo indray. 🤗✨ Ary tena faly aho fa mbola eo ianareo.Fa alohan'ny hanombohantsika ireo surprise sy nouveautés mahafinaritra rehetra... 💖

🎁 Misy aminareo ve mbola tsy nahazo ilay cadeau nampanantenaiko teo aloha? Na... 🎀 Mbola misy te ahazo cadeau ve?? Tonga dia Mp ary 💝💝

💌 Midira MP @ Aina Laya dia aleontsika aloha mandamina sy manolotra am-pitiavana ny cadeau rehetra.Rehefa voaray daholo ny anjaran'ny tsirairay... dia vao mainka isika hiakatra ambony miaraka 🌸✨

🤍 Iza no mbola miaraka amiko amin'ity aventure Bellicious Rise Higher ity?

Misaotra anareo tamin'ny fitokisana sy ny fitiavana hatrany 🌹

27/06/2026

🌸✨ Excellent week-end à tous ! ✨🌸

Que ce week-end soit une parenthèse de bonheur, de repos et de douceur 🤍

Prenez du temps pour vous, rechargez votre énergie, prenez soin de votre corps, de votre esprit… et surtout, n'oubliez jamais que vous êtes votre plus belle priorité 💖

🌸 Profitez de chaque instant 🌸

26/06/2026

🇲🇬 Mirehareha ho Malagasy. ❤️ Mankalaza ny fahafahana. 💚 Manangana ny ho avy.
Mirary Asaramanitra sambatra! ✨

🌸💚🤍❤️

24/06/2026

💛👑 Happy Birthday to you My spark of life 👑💛

23/06/2026

Aww 😍😍 mami anie eh 💖✨✨

Sady tsara tarehy no tsara volo 💞

Mankasitraka fona amin'ny fitiavana sy fahatokisana ❤️❤️

Na potika ny loko sy ny appareil chauffant sy ny produits tsy mifanaraka rehetra aza ny volo dia avotra fona miaraka amin'i Aina Laya 💗 vonona hikarakara anao hatrany 💞

22/06/2026

✨✨💖 BONNE NOUVELLE 💖✨✨

Miala any miala any indray ny COLLAGEN⚡BIOTIN⚡GLUTATHIONE⚡ASTHAXANTHIN ⚡L-CARNITIN ....

Ela niandrasantsika ireo complément sy gummies mamintsika tiantsika bé ireny 🩵🩷🩷

Miomana aza fa efa akaiki izy dia tonga 🩵🩷🩷 sady misy surprise tsara be 💖💗💗

Ireo izay efa nanao commande fona aloha no mahazo mialoha 👌🏻 fa aza tara ny ambiny fa manjary miandry kely indray vao mahazo 💕

Mp sur Aina Laya fona pour plus de détails 😘

20/06/2026

✨✨💖 Week-end indray ny andro 💖✨✨

Andeha hivoka ve ianao sa hijanona ao antrano ??

Raha hivoka dia mahità izay mahasoa , ataovy izay mahafinaritra 🌹

Raha tsy hivoka dia mangalà aina ary manararaotra mihosotsosotra 🤗

Mitomboa vola sy fahasalamana ary fahamanjana hoantsika rehetra 💖✨✨✨

19/06/2026

Il y a 10mn ...sur WhatsApp 😍 Ito ihany aloha ny retour alefako fa sady mba malalaka kely ny fotoanako zao, isan'andro aho mbola maharay retour mahafinaritra be fona ❤️❤️ mankasitraka re 🌹 Tohizantsika ve ny prix promo eh 😊🤗

Ato aho izao sur mp Aina Laya 💗

Photos from Bellicious's post 17/06/2026

✨🌸 BELLICIOUS RISE HIGHER 🌸✨

✨ Rise Higher. Glow Better. Become Stronger 💖

Tsy ny hatsarana ivelany ihany no tanjonay, fa ny hanampy anao hiakatra ambony kokoa amin'ny lafiny rehetra :
💖 Fahatokisan-tena
🌿 Fahasalamana
✨ Fikolokoloana ny tena
💪 Discipline sy fomba fiaina tsara

Satria rehefa mikarakara ny tenanao ianao, dia tsy miova fotsiny ny bika, fa miova koa ny toe-tsaina, ny fahazarana ary ny fiainana manontolo.

🌸 Rise Higher ✨ Believe in yourself 💖 Become the best version of yourself 💯

Mbola misy zavatra lehibe miandry anao. Aza mijanona. Tohizo ny fiakarana 🤍

✨🌸💖

Photos from Bellicious's post 16/06/2026

🏆 Ny champion dia tsy ilay tsy lavo mihitsy, fa ilay mitsangana isaky ny lavo✨🔥

Rehefa mijery compétition isika dia mora ny mankafy ireo champions eny ambony sehatra. Fa tadidio fa tsy teraka champion izy ireo 💪🏻

Champion izy ireo satria nisafidy ny tsy hiala rehefa sarotra. Champion izy ireo satria nanao ezaka rehefa reraka. Champion izy ireo satria nanohy rehefa ny hafa nijanona💪🏻

Ary fantatrao ve?
💭 Tsy voatery hiakatra sehatra vao ho champion ianao 🎖️

Champion ianao rehefa:
✨ Mitsangana indray aorian'ny fahadisoam-panantenana.
✨ Manohy miezaka na dia miadana aza ny vokatra. ✨ Mino ny tenanao na dia misy aza ny fisalasalana.
✨ Manao ny tokony hatao, na dia tsy misy olona mijery aza.

Samy manana ny compétition ataony eo amin'ny fiainana ny tsirairay. Ny sasany miady ho an'ny fahasalamany, ny sasany ho an'ny fianakaviany, ny sasany ho an'ny nofinofiny 💖✨✨

Koa aza ampitahaina amin'ny hafa ny dianao. Ny tena ady dia ilay olona omaly, ary ny tena fandresena dia ny fandrosoana ataonao anio 💪🔥

🏅 Tsarovy : Misy champion mipetraka ao anatinao. Mila discipline, courage ary persévérance fotsiny izy hiseho.

Freddya My spark of life 🏆✨💪

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo