Boutik'anay 2
Ankino amin'i Jehovah ny asanao,
Dia ho lavorary izay kasainao
ve ianao amin’ny évier manentsina matetika? 😩
Eto ny vahaolana tsotra sy tena ilaina!
✨ Filtre à évier mahomby: ✔ Misakana fako, volo, sy loto madinika hiditra anaty fantsona
✔ Manampy hisorohana ny fanentsenana lafo vidy
✔ Mora diovina sy ampiasaina isan’andro
✔ Mety amin’ny lakozia rehetra
💡 Ataovy madio, milamina, ary tsy misy ahiahy intsony ny évier-nao!
🚀 Tsy miandry olana vao mividy — miaro mialoha no marani-tsaina!
Prix:10 000ar ny 10 pièces
Tél 0378938476
🚚 Livraison disponible
🚽 WC na do**he bouché? Tsy mila miantso plombier avy hatrany!
💥 Déboucheur à Haute Pressionew no vahaolana haingana sy mahomby!
✅ Manala bouchon mafy ao amin'ny WC, do**he, lavabo ary évier. ✅ Miasa amin'ny alalan'ny tsindry mahery vaika. ✅ Tsy mila vokatra simika mampidi-doza. ✅ Mora ampiasaina, mitsitsy fotoana sy vola.
📦 Livraison manerana an'i Madagascar. 📩 Alefaso avy hatrany ny "Commande" na "Intéressé" amin'ny message dia hovalianay haingana!
Prix 25.000ar ar araraoty fa vitsivitsy an !
TEL 0378938476
🔥 BROSSE ANTI FILM D’HUILE – Vahaolana haingana sy mahomby! 🔥
Leo ilay tasy menaka sy film d’huile tsy mety miala amin’ny vera, vilany, na surface hafa ve ianao? 😩
✨ Ity brosse manokana ity no vahaolana:
✔️ Manala menaka sy loto mafy miraikitra
✔️ Tsy manimba surface (vera, inox, plastika…)
✔️ Mora ampiasaina, tsy mila hery be
✔️ Madio mamirapiratra avy hatrany
💡 Tena mety amin’ny:
– Cuisine 🍳
– Vitre sy miroir 🪟
– Ustensiles sy fitaovana an-dakozia
⚡ Diovy ao anatin’ny segondra vitsy – tsy misy ezaka be!
📞 Antsoy dieny izao: 0378938476
🚚 Livraison rapide
Prix 1 pièce 12000ar / 2 pièces 20 000ar
💦 SPRAY WATERPROOF – AROVY AMIN’NY RANO NY TRANO SY ENTANAO! 💦
Misy fivoahan-drano ve sa mitete ny tafo rehefa orana? 🌧️
👉 Ity no vahaolana haingana sy mahomby!
✨ Tombony: ✔️ Manakana ny rano tsy hiditra
✔️ Mety amin’ny béton, tôle, carreau, terrasse, mur, toit, sns
✔️ Miaro amin’ny triatra sy fivoahan-drano
✔️ Mora ampiasaina – afafazo dia maina haingana
🛡️ Ataovy étanche ny toerana misy anao, tsy matahotra orana intsony!
📦 Kalitao tsara – maharitra
💰 Vidiny mirary
📞 Antsoy: 037 89 384 76 prix 25.000ar
⚡ Aza miandry ny fahasimbana vao mihetsika – raiso dieny izao!
22/04/2026
🌞 PISCINE GONFLABLE HO AN’NY ANKIZY🌊
Mitady fomba hahafinaritra ny andro mafana ve ianao?
👉 Ity piscine gonflable ity no vahaolana tsara indrindra!
✅ Mora apetraka sy ampiasaina
✅ Vita amin’ny akora matanjaka sy maharitra
✅ Mety ho an’ny ankizy
✅ Tena mety amin’ny zaridaina na tokotany
💦 Ampidiro rano… dia efa vonona ny fialam-boly!
Tsy mila mandeha lavitra intsony, ataovy ao an-tranonao ny “plage” 🎉
GM:30 000AR 90*35cm /. PM:20.000 ar 61*15cm
📞 Aza miandry ela, manafatra dieny izao!
Antsoy ny 0378938476
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivu
