109Beauty
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from 109Beauty, Beauty Salon, Antanifotsy.
🌸 109beauty 🌸
Coiffure • Coloration • Onglerie • Makeup • Soin du visage • Piercing 💕
Un lieu où beauté, douceur et confiance s’illuminent ✨
✨LET YOUR BEAUTY SHINE 💖
21/05/2026
✨Fa ny olona kely koa anie miaritra torimaso🥹 sy filaharana na maizina aza rehefa mba te ho vita mahafatifaty kely le tanana e 💅🏻 Mamy anie zany e 😍🫶
Pose faux ongles & vernis permanent chez
109Beauty Antanifotsy ,vonona foana hanome fahafahampo anareo hatrany 🫶🥰
📲033 07 613 77
📲038 07 613 77
📲037 21 277 94
19/05/2026
✨Nails by 109Beauty Antanifotsy 💅🏻
Misaotra hatrany nahatoky anay 🫶😘
Eto foana izahay vonona handray ary hanome fahafahampo anareo hatrany 🥰
109beauty
033 07 613 77
038 07 613 77
14/05/2026
Mankasitraka hatrany amin'ny fahatokisana🫶
"Asa vita, mpanjifa afa-po! ❤️
Ireto indray ny sasany tamin'ireo 'nails b109Beautyuty Antanifotsy anio
📲033 07 613 77
📲038 07 613 77
📲037 21 277 94
11/05/2026
📢📢 Rankizy ô ! Araraoty ny promotion 10 000 ar manucure (na ) pédicure ilay tolotra manokana ho anareo mpianatra an 💞 sao taraiky any an 🫶
👉zoma ,asabotsy ,alahady efa any @ fetin ny L CST isika miaraka @ lalao LOTO misafidy lot ✨🎁
109Beauty Antanifotsy
033 07 613 77
038 07 613 77
037 21 277 94
03/05/2026
✨ Merci à cette ravissante dame pour sa confiance 🤍
💄Makeup Bronzy Glow et coiffure Wavy réalisés avec soin pour un rendu lumineux et élégant ✨
03/05/2026
:
👉 Une cliente satisfaite repart avec le sourire ✨😁
👉 Soft glam, wavy Hollywood & french pastel avec détails floraux pour une mise en beauté élégante et lumineuse 🤍
03/05/2026
Tsy misy mamy toy ny hoe tian’ny mpanjifa ny asanao. ❤️ Na dia efa miasa any an-drenivohitra aza i Dr, dia tsy manadino ny mitsidika mandalo ato @ salon kelinay 109Beauty hatrany rehefa mandalo Antanifotsy ,manao 'prestations( coloration &coiffage & manucure & pédicure )
Misaotra anareo mpanjifa mamy rehetra manome hery anay hanohy hikaroka ny tsara kokoa hatrany ho anareo mpanjifa 🫶. Ny fahafaham-ponareo no fanambinay!"🤞
109beauty 033 07 613 77 / 038 07 613 77
01/05/2026
🌸Simple, frais et brillant. ✨ Le combo parfait pour aujourd'hui avec 109Beauty.🩷
30/04/2026
✨ Douceur & élégance 😇
Maquillage naturel lumineux et chignon tressé travaillé pour un rendu chic et raffiné 🤍
109Beauty 📱0330761377 / 0380761377
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antanifotsy
