NgouHas

NgouHas

Share

Votre satisfaction est notre plaisir

Photos from NgouHas's post 12/05/2024

❤️Tsara kely foana anie oah refa vita e! ❤️
🌺ty zao vernis semi permanent sur ongles naturels💅 dia natao effet miroir
🌺mbola misy couleur maro ny effet miroir ato amin' ny NgouHas
🌺raha atao hotran'io dia afaka miditra MP maka RDV

Photos from NgouHas's post 10/05/2024

Coucou les Manja o!

🌺Efa ho avy ndray zao ny fety an! Aza miandry akaiky kely vao mikoropaka fa alaivo dieny zao ny Rendez-vous hikarakarana tanana 💅
🌺Manomàna fotoana kely fa mbola malalaka afaka mandray anareo aho amin'io herinandro io
🌺misy modèles maro ato amiko afaka isafidianana

🌺Sur RDV uniquement

👍Aza adino mi "j'aime" ny page

Photos from NgouHas's post 10/05/2024

Misaotra amin'ny fahatokisana Gustavia Malala Ny Rainy ❤️😘

Iza koa no atao manjamanja ny tanana?
Aza misalasala ary miditra MP maka ny Rendez-vous💅

06/05/2024

Coucou les Manja o!🖐️

🌺Afaka mandray anao raha misy te hanao manjamanja ny hohony 💅
🌺Manao ny "pose" rehetra sady manaraka ny "protocole de pose" rehetra ihany koa 💅
🌺Na atao "pose VSP" na asiana "Capsules" na atao "gel" koa, afaka atao daholo 💅

☑️ Produit de base authentique

☑️ Lieu Ambohimiadana- Ambositra

☑️ Salon à domicile

☑️ Sur RDV uniquement

🌺 Aza misalasala ary maka ny RDV ao amin' ny MP raha liana ianao 📩

🌺Abonnez-vous à la page 👍

Want your business to be the top-listed Nail Salon in Antsirabe?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Antsirabe

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00