Bio Mahatsara
Vente de produit bio idéal pour le soin capillaire et le soin de la peau
13/03/2026
✨ ASTUCES ✨
5️⃣ ERREURS qui abîment la peau noire !
1- Ne pas utiliser de protection solaire
2- Utiliser des produits trop décapants
3- Multiplier les produits sans routine claire
4- Toucher ou gratter ou percer les boutons
5- Négliger l'hydratation quotidienne
❓ Iza tamin'ireo no efa nataonao ?
Tadidio fa mbola misy foana ny produits bio naturels ato aminay an 😊
✍️ Sorato eo amin'ny commentaire izay produits tadiavinao ...
07/03/2026
crème mahafotsy.
Maro no mitady azy.😱
Tsy aleo ve karakaraina tsy ho antitra aloha loatra Ilay hoditra dia tazomina ny lokony natoraly?😘
Ny beurre de karité tena anti age tsara be 🥰
03/03/2026
Volo mihintsana?
Volo tsy mety maniry?
Volo tsy mety lava?
Volo tapatapaka?
💥Cream Zezika 💥
Io no vahaolana natao ho anao
Dispo Antsirabe 🥰
05/02/2026
💥PROMO ST VALENTIN 💥
📢 Beurre de karité 100g
🥰🥰🥰🥰🥰
04/02/2026
Tsy dia re tatoato izay fa mbola variana mikarakara ity olona kely ity🥰 efa 5 mois izy izao😍🥰
Fa ato foana izahay Raha misy produit tianareo ho vidiana an🥰
23/01/2026
🕊️Te ho lava volo
🕊️Te Hampaniry volo solo
🕊️Te hitsabo volo
👉🏿Cream Zezika 💥 tena mandaitra
Dispo en format 60ml sy 100ml
Dispo Antsirabe 🥰
Mandefa any amin'ny faritra 🥰
Un grand merci à nos nouveaux followers ! Bals'Ame Joe, Idealy Ambinina Hoenintsoa, Ando Andrianantenaina, Ando Niaina, Elyot Ysmaël, Tsiory Rakotondrabe 🥰🥰🥰🥰
17/01/2026
Ilay fofonkelika e🥵
Ilay ranonkelika e🥵
Ndao hoa hampiasa Ilay Déodorant maharitra 21 andro be izao 🥰
15/01/2026
Beurre de karité 😍
Fantatrao ve fa ny beurre de karité dia basen'ireo produit izay manome hydratation ny volo?
Anisan'izany ny masque, ny crème coiffante...
Tena tsara ihany koa noho izany ny beurre de karité hikarakarana ny volo.
Raha te hanana volo Salama dia ampiasao ny beurre de karité ♥️
14/01/2026
Hitsabo volo vé?
💥Gamme BOTANIKA😍
Raha Antsirabe no misy anao, dia afaka mandefa commande eto amin'ny pejy🥰
Produit by valimbavaka cosmetics 🥰
10/01/2026
Simba ve ny volonao?
👉 shampooing réparateur 🥰🥰🥰😍
Na mihintsana na vakivaky na tapatapaka
💥ity shampooing ultra care ity natao ho anao
Dispo Antsirabe 🥰
Mandefa any amin'ny faritra 🥰
10/01/2026
Ny sakafo sy ny hoditava🥰
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antsirabe
110
