Lova coiffure

Lova coiffure

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lova coiffure, Hair salon, Antsirabe.

Photos from Lova coiffure's post 13/08/2025

Asa efa voahomana

Photos from Lova coiffure's post 27/02/2025

Miasa tsara Dia tsy manao izay tsy tsara tombony ho anao izany

Photos from Lova coiffure's post 19/12/2024

Ho avy n'y fety eee ! Mbola vonona hanome izay tsara ho anareo izahay eto @ coiffure lova, Dia manaova fety sambatra daholo eee

Photos from Lova coiffure's post 28/06/2024

Mikajy ny asa hatrany

Photos from Lova coiffure's post 10/05/2023

Miasa ho anao hatrany

09/12/2022

salama tompoko! izay ato @ Lova coiffure dia mitady lehilahy na vehivavy mahafeh tsara ny resaka taovolo : broshing , coupe sns.
Raha mahalina anao dia antsoy ny 0340525878, na 0337120256.
Toerana hiasana eto Antsirabe

Photos from Lova coiffure's post 11/07/2022

salama daholo eee, izahay ato @ coiffure lova dia mbola vonona hatrany hanome ny tsara ho anareo. efa nifindra ety @ plak academie zahay

Photos from Lova coiffure's post 29/06/2022

salama tompoko , izahay dia manao ny asa momba ny volo toy ny coloration, coupe lehilahy , vehivavy , ankizy , manao broshing ihany koa

Photos from Lova coiffure's post 19/06/2022

miasa mafy mba hanatratra ny tanjona

Photos from Lova coiffure's post 30/05/2022

Salama daholo eee, ho avy pentecote dia mila karakaraina ny vatana ee, manao izay mahafapo anareo hatrany izahay

Want your business to be the top-listed Hair Salon in Antsirabe?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Antsirabe