Andramo kely hoe

Andramo kely hoe

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Andramo kely hoe, Skin Care Service, Antsirabe.

Photos from Andramo kely hoe's post 29/09/2023

⚠️🚫⚠️ MILA MITANDRINA BE ISIKA ETO MADAGASIKARA AMIN’NY ALAMO SANDOKA AMIDY ETSY SY AROA ⚠️🚫⚠️
Ny ankabeazan’ireny alamo amidy eny amorondalana ireny dia tsy misy hidirany akory na dia vovoka iray tsongo aza! Hosoka be tena mankarary izy ireny.
Ny TENA alamo dia karazana vato izay trandrahana izy io antsoina hoe 🌿PIERRE D'ALUN🌿. Tsy misy mines d’alunites eto Madagasikara fa any amin'ny tany arabo irery no misy io mines io. Nefa ahitana kely ihany koa @ sols volcaniques any Naples, Grèce, Guadeloupe…
Ny alamo tena izy dia fotsy mangarahara toy ny glaçon na cristal ireny ny endriny. Ary tsy misy fofona izy io.
Misy karazany 3 ny alamo amidy eny an-tsena maneran-tany:
1- Ny alamo natoraly fa mandalo fikarakarana natoraly ka mitana ny lokony mangarahara ( translucides ). Tena lafo ny vidiny.
2- Ny alamo natoraly fa mandalo fikarakarana mampiasa akora simika ka manome loko somary mitady ho fotsy fa mangarahara kely ihany ( opaque ), io no be mivarotra indrindra. Somary lafo koa ny vidiny ( latsaka kely @ eo ambony )
3- Ny alamo sandoka, izay tsy misy tandindona alamo natoraly fa tena akora simika be ranofotsiny izay vita avy amin'ny sulfate d’ammonium, izay tena zava-doza be ho an’ny fahasalamana satria miteraka aretina @ helika na aretina anaty toy ny homamiadana ( cancer ). Ity fahatelo ity dia ireo be mpivarotra eto amitsika 😭😭😭. Izy ity dia importés avy @ industries chimiques asiatiques satria dia tena mora vidy be. Ny lokony dia fotsy be hitatsika eny rehetra eny. Ny tena loza dia rehefa hanao lasitra ireo alamo sandoka ny mpivarotra dia andrahoiny dia manepotra maimbo be izy io ❌ ka io no tena poizina aminy ☠️.
Ka MITANDREMA isika manomboka izao fa [[ Ny amin'ny sary fanehoana dia alamo transparent no tena izy fa ilay fotsy amidy eto Madagasikara io sandoka]]

Source : Médecine douce naturel

Photos from Andramo kely hoe's post 26/09/2023

Tena mila mitandrina isika.

24/09/2023

💡 TSARA HO FANTATRA
🍅🔰1- SIMBA NY VAVONINAO raha tsy misakafo maraina ianao(ny atao hoe sakafo maraina dia hoanina eo amin'ny 4ora -9ora maraina) 🥺
🍅🔰2- SIMBA NY VOA-anao raha tsy misotro rano 10kaopy anatin'ny 24ora ianao.🫣
🍅🔰3-SIMBA NY AFERO-nao raha toa tsy matory alohan'ny 11ora alina ianao ary koa raha tsy mifoha ianao rehefa miposaka ny masoandro. 😶
🍅🔰4- SIMBA NY TSINAIKELINAO raha mihinana sakafo mangatsiaka sy lany daty ianao.🫠
🍅🔰5-SIMBA NY TSINAIBE anao raha mihinana sakafo voaendy lava sy masiaka ianao.😮
🍅🔰6-SIMBA NY AVOKAVOKAO rehefa mifoka sigara/rongony na ampidiranao setroka sy rivotra maloto ny vavanao.🥴
🍅🔰7-SIMBA NY ATINAO raha mihinana sakafo be menaka sy voaendy foana ianao indrindra ny alina ary simba koa izy raha isotroanao ALKAOLA.🤒
🍅🔰8-SIMBA NY FONAO raha mihinana sakafo be sira foana ianao na matavy.🤕
🍅🔰9-SIMBA NY SARAKATINAO raha mihinana sakafo misy siramamy lava ianao ary manimba ny lalandranao izany.😷
🍅🔰10 -SIMBA NY MASONAO raha hijerenao ECRAN téléphone sy ordinateur anaty haizina lava.😮‍💨
🍅🔰11 -SIMBA NY SAINA raha ieretreretanao zavatra NEGATIVE foana 😑
Tandremo ny vatanao ary aza simbaina izy fa io ihany no toerana tokana ho anao ahafanao mivelona🫤
Andramo kely hoe🥰

13/09/2023

🍠🍠ASTUCE FAHASALAMANA 🍠

🏵️🏵️TETIKA 4 HAMPITONIANA NY ALLERGIES ❤️❤️

🥨🥨☝️ Inona moa ny ALLERGIE?
Ny Allergie dia tranga miseho rehefa misy zavatra tsy zakan'ny "système immunitaire".🥨🥨
🏵️🏵️Mety zavatra nohanina (sakafo, fanafody, zava-pisotro)💥💥 mety iany koa Zavatra nosorana amin'ny vatana na voakasika na koa zavatra eny amin'ny rivotra🥨🥨🥨

☝️🍠🍠 Inona avy ireo "symptômes" na trangan'aretina?🍠🍠
➡️ misy mangidihidy ny hoditra🌸
➡️ matetika marary ny loha🌸
➡️ mievona foana🌸
➡️ tsentina ny orona🌸
➡️ maloiloy🌸
➡️ marary kibo🌸

☝️ Ireo TETIKA NATORALY 4 zaraina anio: 🌸🌸
✅ Mihinana TANTELY🍯🍯 pure 1 sotrokely isan'andro (antibiotika natoraly)🍀🍀
✅ Misotroa JUS CITRON🍋🍋 1 isa-maraina (sotroina miaraka amin'ny rano mafana 1 vera)🥛🥛
✅ Teteho ny TONGOLO OIGNON🌰🌰 ary halona anaty rano💦💦, hatao rano fisotro
✅ ❣️SIRAN-DRANOMASINA 1 Tsongo hatao anaty rano 1 vera🥛🥛 ary sotroina

⚠️ ♥️♥️FITANDREMANA: Tonga dia mamonje dokotera haingana raha misy ireto tranga manaraka ireto:💥💥
👉 Raha sempotra na tery be tampoka ny tratra👈👈
👉 Raha mivoaka tandimerina be tampoka👈👈
👉 Raha kendakenda tampoka👈👈
👉 Raha mivonto be tampoka ny faritry ny tarehy na ny maso👈👈

🤗 Zarazarao ao amin'ny Commentaires ireo tetika hafa fampiasainao sy nahitanao vokatra🏵️🏵️

Mirary soa hatrany 🙏🙏

03/09/2023

🌴FOMBA FITSABOANA ~ VITILIGO~ 🌴

>>Aretina izany "vitiligo" izany ho an'izay mbola tsy mahalala,mitovy sary io mihintsy ny fomba fisehony.

👉Azo tsaboina,saingy mila maharitra manao "traitement" ianao ary ihany koa manaraka ireo zavatra tokony hatao sy ny tsy tokony hatao

IRETO AVY NY ZAVATRA AZO ITSABOANA AZY,SAFIDIO IZAY MBA METY AMINAO

@1)PAPAY
👉sasana,Avy eo Alaina ny hodiny
👉tapatapahana ny papay,iny no ahosotra faritra voan'ny vitiligo,atao isan'andro mandritran'ny 2h de temps,kobanina (tsy asiana savony)
👉Raha efa zay dia manamboatra jus de papaye koa ianao,asina siramamy 😘😊,Avy eo sotroina
👉Tsy maintsy misotro jus papay isan'andro ianao mba hahitanao vokatra mahafapo ❤

@2)ARGILE ROUGE SY JUS DE GINGEMBRE(Ranona sakamalaho)
⚡makà argile 2sotro(cuillère à soupe),Afangaro sakamalaho 1sotro
⚡iny no ahosotra faritra voan'ny vitiligo
⚡Afaka 40min sasana ,atao isan'andro

@3)GRAINE DE RADIS (Voa ny radis) sy VINAIGRE
🌀Alaina ilay voa ao anatin'ny radis,iny alona fotsy mandritran'ny alina
🌀rehefa tonga ny maraina dia hosory faritra mandritran'ny 2h de temps
Atao isan'andro ary kobanina

@4)TANTELY(MIEL)
🌙hosory tantely mandritran'ny 30min na 1h ,atao isan'andro,AVY eo sasana

@5)GINGEMBRE(SAKAMALAHO)
🌅Sasana madio avy eo rapena,iny ahosotra eny 15min
🌅Rehefa vita zay,miraper sakamalaho de akana 2sotro,asina rano 1vera sy citron
Iny sotroina,Afaka misotroa hatramin'ny telo vera anatin'ny iray andro
🌀atao matetika,kobainina tsotra ihany an ....

@6)LAISOA
Mixena ny laisoa,avy eo iny ranony iny ahosotra faritra marary mandritran'ny 10min,avy eo sasana matimaty,atao isan'andro
🌞Alaina koa ny ravin'ny laisoa,apangotrahana miaraka ,de akana ho sotroina

@6)IRETO INDRAY NY ZAVATRA TOKONY HOANINA,AFAMPIDIMBIASANA ANATIN'NY HERINANDRO

👉noix(coco,voanjo,soja sns)
👉trondro
👉akoho gasy,henan'omby(tsy atao isan'andro ny henan'omby fa lasa mankarary )
👉brocolis,tomate
Andramo kely hoe🥰 aza adino mizara izany hoan'ny hafa raha mahasoa anao🥰

28/08/2023

HO ANAREO MANANA OLANA @ NERF SCIATIQUE SNS NDRAY !

INGRÉDIENTS 👇

1/2 kg d'oignons
1/2 kg d'ail
2L d'eau

PRÉPARATION 👇
Ampangotrahana miaraka izy 2 mandritra 15 minutes @ afo malefaka !
Tetehana vé ilay oignon , tetehana vé ilay ail vohasana vé ? Mazava hoazy ! Vohasana Ary tetehana tsy mandeha @ Zao !

Mode d'emploi 👇
Sotroina 3 fois par jour
Matin , midi , soir
1 verre isakiny misotro azy enao ! Mijanona rehefa sitrana !
MBA HO FANAMPINAO NY HAFA DIA PARTAGEO HATRANY 👏👇👌👪💋

07/08/2023

ANAFODY NATORALY MAMPIHENA NY TAHAN'NY SIRAMAMY AMIN'NY OLONA MANANA ARETINA DIABÈTE TENA MAHOMBY©
Anisan'ny areti-mandoza ny Diabeta ary manaraka rahateo. Noho izany dia azo tsaboina tsara mba tsy hitombo ny tahan'ny siramamy amin'ny vatantsika izay manana diabeta tompoko.
©ZAVATRA-ILAINA©
®Vomanga Mamy Manta.
©FOMBA-FIKARAKARANA-AZY©
®Sasana madio tsara aloha ny Vomanga Mamy Manta teo, izay vao tetehina boriboriy miaraka amin'ny hodiny tompoko. Rehefa vita dia atao anaty lovia madio tsara izay vao azo ampiasaina tompoko.
©FOMBA-FAMPIASANA-AZY©
®Hoanina tsakoina izy mbola manta iny isaky ny alohan'ny hatory hariva. Mazava ho azy fa 2 isan'andro ihany efa ampy.
©FAHARETANY-TRAITEMENT©
®Mandritra ny 20 andro fotsiny dia mihena tanteraka ny tahan'ny siramamy ao anaty vatantsika manana aretina diabeta tompoko.
©FANAMARIHANA©
®Mazava ho azy fa rehefa lany ny Vomanga Manta Mamy teo, dia manao vaovao indray tompoko mandritra ny traitement.

©Mba ho fanampianao ireo namanao tompoko dia PARTAGEZ AU MAXIMUM izao TOROHEVITRA-MAHASOA izao merci 🇲🇬❤️
Mirary soa ary dia aza hadino manaraka ny Page👍

03/08/2023

𝐙𝐀𝐕𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐌𝐀𝐇𝐀𝐒𝐎𝐀 𝐀𝐍𝐈𝐎
𝐋𝐀𝐋𝐀𝐍𝐃𝐑𝐀 𝐓𝐒𝐄𝐍𝐓𝐒𝐈𝐍𝐀
Andramo fa mahasalama anao
- DIVAY MENA 1/2 Litre
- Hasina TONGOLOGASY 12 isa ( le silany kely ireny)
- Afaka totoina lay tongologasy, na koa atao mivaingana
Alona ao anatin'lay divay mena ireo tongologasy ireo !!
Avelao alona anaty bocal vita @ vera !!
Ajanona mandritry ny tapa-bolana ao !
- Aza hadino ny manotsana azy isan'andro mba hifangaro tsara !!
- Ataovy @ toerana tsara petraka tsy ho azon'ny hainandro bé
- Rehefa vita izay 15 andro izay dia afaka tatavanina ilay izy raha izay no mety aminao, nefa koa tsy maninona mihitsy raha tsy tatavanina
- Afaka mihinana 3 sotrokely isan'andro ianao
Mety foana na 1 sotrokely maraina, atoandro, hariva, na tonga dia 3 sotrokely indray mandeha !!
- Ataovy 1 volana zay
- Tanjona amin'izany dia mba hampiala ny tavy eo @ kibonao !!
- Ary koa manala ny loto rehetra any anaty rehetra any ity fangaro ity
- Misoroka ihany koa ny homamiadana izy ity !!
- Ary tena tsara ho an'ny fahasalaman'ny fikorianan'ny rà .

Andramo kely hoe raha mahasoa anao aza adino mizara izany hoan'ny hafa🥰

30/07/2023

ASTUCE FAHASALAMANA 🍠
🌿🌿CILANTRO🌿🌿
🌿🌿CORIANDRE 🌿🌿
🌿🌿KOTOMILA🌿🌿 hoy isika Malagasy
🌸🌸Ireo zavatra hita ao aminy💐💐
-💐💐 Vitamine A, C, E, K 💐💐
- 🌸🌸Fer 🌸🌸
-🌸🌸 Potassium 🌸🌸
💥💥Ireo zava-tsoa azo avy aminy💥 :
1- 🌺Anti stress, manala stress
2- 🌺Mampihena ny Tahotra, ahiahy, Mampilamina ny Saina
3- 🌺Mampidina tahan'ny siramamy
4- 🌺Tsara hoan'ny fo
5- 🌺Miaro am infection urinaire
6- 🌺Tsara hoan'ny olona maloiloy sy mandoa lava, mampijanona izany
7-🌺 Manala pozina avy am sakafo hoanina
8- 🌺maha stable cycle menstruel, tsara hoan'ny olona manao trouble hormonal
9- 🌺Mety hoan'ny olona manao Syndrome Alzheimers, Parkinson
10- 🌺Miaro am cancer tsinay ( colon )
11- 🌺Manala éruption cutanée ( mangidihidy hoditra)
12- 🌺Anti oxydant
13- 🌺Manampy am fandevona-kanina
14- 🌺Mampihena vatana, Fanaovana régime alimentaire
🌿🌿Afaka atao jus na thé na atao am salade na soupe mety daholo
Andramo kely hoe aza adino mizara izany hoan'ny hafa an🥰

26/07/2023

Anisan'ny areti-mandoza mpahazo ny vehivavy , , ary mety hiafara @ fahafatesana aza raha tsy voatsabo aingana. Ity misy traitement naturel afaka tena mampanjavona anio @ fotoana kely monja.
♦ ZAVATRA ILAINA :
♻ Tongolo lehibe iray (oignon)🌰
♻ Sakamalao na sakarivo lehibe iray (gingembre)
⚙ FOMBA FAMPIASANA AZY :
Sasao madio tsara dia voaso, tapatapao ary mixeo amina robot... Avy eo tovano rano iray litatra sy sasany alona mandritra ny 4 andro dia sotroina tapaka vera🥃 maraina sy hariva alohany sakafo. Dia tohizo foana,, afaka manao ecographie afaka iray volana fa tena manjavona.
Tsarovy fa ny zavaboahary rehetra dia entin'Andriamanitra hahasoa antsika.
Andramo kely hoe aza adino mizara izany raha mahasoa anao🥰

23/07/2023

FITSABOANA TSOTRA AMIN’NY ALALAN’NY RANO

RANO MAFANA – RANO MANGATSIAKA
• Ny fandroana amin’ny rano mangatsiaka amin’ny maraina, na amin’ny hariva alohan’ny hatoriana, dia manatanjaka ny hoditra sy ny tena manontolo. Rehefa avy eo dia fafana mafimafy amin’ny lamba somary maherihery.
• Ny hozatra rehetra sy ny mombamomba azy lasa mavitrika ary manaraka izay koa ny faharanitan-tsaina
• lasa mihafaingana na mihatsara ny fikorian’ny rà, manomboka miala ny tavy na graisse ao aminy, mora aminy ny fanilihana ny loto nalainy avy any amin’ny tena iray manontolo ary mihamitombo ny hery voaforon’ny tena, ka ny sery moa na aretina maro samihafa mpahazo ny olona andavanandro indrindra fa ny fotoan’ny ririnina dia tsy mahazo toerana amin’izay fotoana izay.
• Tsy ny olona rehetra anefa no hanana toe-batana hahazaka rano mangatsiaka, na mety hahazaka ny tenany, fa ny sainy no marefo, ka tonga dia mikarainkona mialoha sahady na vao resaka momba ny rano mangatsiaka fotsiny aza no henon’ny sofiny na ny sainy. Raha izay no misy dia azo atao ny maka lamba lemana @ ranomangatsiaka dia hamafana ny vatana. Tsy milaza akory izay fa tsy handro intsony ianao @ andronao fa fiatombohan’ny fahazarana hiditra ranomangatsiaka io.
RANO MAFANA :
• Ny filomana rano mafana maharitra dia mampitony ny fanaintainana anatiny na ivelany.
• Mety ho an’ny fanaintainan’ny gouttes, sy ny problèmes rhumatismales rehetra… nefa misy toebatana tsy mahazaka izay a…. Azo asiana romarin sy sakamalao ilay rano mafana hanaovana fomentation…
• Misokatra ireo lalan-drà eo amin’ny hoditra, ary mihena manaraka an’izany kosa ny rà mandeha any amin’ny atidoha
• Manalefaka ny hozatra rehetra ny fanaovana izay ary manampy be amin’ny fahazoana torimaso @ alina.
• Rehefa avy misakafo ny olona dia mitaky fahatsaran’ny fikorian’ny rà ny lalan-kanina, hanampy @ fandevonan-kanina. Tsy azo atao arak’izany ny mandro aorian’ny sakafo na mangatsiaka na mafana raha tsy aorian’ny ora telo (3h de temps après repas)
NY MAHA-METY SY NY TSY MAHA-METY NY FANDROANA :
• Ny hatsembohana dia tonga mba hampangatsiatsiaka ny tena
• Misy loto avy any anaty mivoaka miaraka amin’iny hatsembohana iny, ka ilaina ny fandroana mba hampiala iny loto iny ndrao mihandrona ka manentsina ny maso-koditra izay mety hanelingelina ny fidiran’ny oxygènes
• Misy karazana solika toa diloilo mivoaka manalefaka ny hoditra. Mihamafy izy io rehefa tratry ny rivotra ary mety hivangongo eo raha maharitra ny fijanonany eo, nefa tokony hisy solony vaovao voajanahary, koa ilaina ny fandroana hanadiovana azy matetika mba hisoloany vaovao.
• Tsy dia tsara loatra anefa ny mandro tafahoatra be loatra, indrindra raha mampiasa savony isaky ny manasa tarehy.
• Ny antony dia tokony mbola hanao ny asany ilay menaka toa diloilo voajanahary izay tokony hanalefaka ny hoditra sy hamelombelona azy, ka tonga dia maina sy miepakepaka izy amin’izay fotoana izay. Tsy midika akory izany fa tsy mahazo mandro
Andramo kely hoe, aza adino mizara izany raha mahasoa anao🥰

20/07/2023

FANAFODY NATORALY @ FITSABOANA NY ARETINA HEMORROÏDES INTERNE ET EXTERNE : Azo lazaina fa anisan'ny areti-mandoza tokoa ny HEMORROÏDE, ka tena mahafaty raha toa ka tsy voatsabo aingana.

:

=> RACINE DE PAPAYE + CITRON

:

Alaina ny vilany na casserole efa madio tsara dia atao ao ireo RACINE DE PAPAYE & CITRON dia tapoina rano 4 litatra. Ary ampangotrahana mandritra ny 20 minitra izay vao ampidinina.

:

Sotroina anatiny zinga lehibe ny maraina avy mifoha sy ny hariva alohan'ny hatory.

:

Mandritra ny 1 volana

:

Mazava ho azy fa rehefa lany dia manao vaovao indray, mandritra ny fahataperan'ny traitement.

Andramo kely hoe dia ho hita tsara ny vokany, aza adino mizara izany hoan'ny hafa

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antsirabe?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Antsirabe