Produits Vonjy Bio
✅ Savony Vonjy
✅ Menaka Vonjy
✅ Beurre de Cacao
✅ Beurre de Karité
✅ Huile coco pure
14/06/2024
🥥 Huile coco pure 🥥
Tena fotsy be sady manitra coco malefaka :
✔️ Atao menaka fampiasa
✔️ Afaka ampiasaina kely
✔️ Afaka atao na
☎️ 034 70 533 77
28/08/2022
🍃 Savony Vonjy Ravin-goavy 🍃
✔️ Mampaniry volo
✔️ Mampatevina volo
✔️Mitsabo ny volo simban'ny : produits chimiques, brushing, fer à lisser, coloration, ..
✔️ Mampiverina naturel ny volo
👉 Prix : 3000Ar (Toerana : Antsirabe٫ Tana٫ Fianarantsoa ary Toliara)
👉 Misy karazany maro hafa ihany koa , tarehy ary hoany vatana
☎️ 034 70 533 77
==> Vita ary 100% naturel
13/08/2022
🍀 Savony Vonjy Aloès Véra 🍀
✅ Mampijanona volo miongotra (mihitsana)
✅ Mampijanona volo tapatapaka
✅ Mitsabo volo vakivaky
✅ Mitsabo volo maina ary manatsotra volo (mi_hydraté volo)
👉 Prix : 3000Ar
Disponible : Antsirabe٫ Fianarantsoa٫ Tana ary Toliara
☎️ 034 70 533 77
04/01/2022
🍀 Savony Vonjy Concombre 🍀
Hoantsika te hikarakara sy hikolokolo tarehy, manampy antsika ny savony Vonjy Concombre vita -maniry ary 100% naturel
👉 Prix : 3000Ar (Toerana : Antsirabe sy Fianarantsoa ary Tana)
✔Manazava ny hoditry ny tarehy (tarehy tsotra na misy mony sy tasy na misy panda)
✔Mampadio ny hoditry ny tarehy
✔ Tsara ampiasaina hoantsika manana tarehy gras (miteraka menaka)
✔ Mitsabo ny tarehy may ny masoandro ary tsara hoany tarehy miseho masoandro foana
👉 Misy karazany maro sy tarehy ary ihany koa tompoko
👉 Manao livraison ary mandefa any (manome prix de gros hoany mbola hivarotra)
☎ 034 70 533 77
02/01/2022
🎀 MENAKA VONJY 🎀
Ny menaka Vonjy dia dia vita -maniry 🍃
👉 ️ Manasitrana aretina maro
✔ Manasitrana aretinaty sy mitsabo mangidihidy ny aretinaty ary manasitrana farasisa
✔ Manasitrana lagaly sy may ary fery tsy mety sitrana
✔️ Manala mony ary manala panda
✔ Mitsabo kibo misy rivotra
✔ Mitsabo homamiadana vao miandoha,
✔️ Manala hodipotsy
✔️ Mitsabo ny hozatra, vanin-taolana, mivonto, sinta ary lohalika marary
✔️ Mitsabo ny hoditra voakaikitry ny moka, tsindrona mivonto
✔ Manasitrana tongotra vakivaky sns....
==> 100% naturel
31/12/2021
🍃 Savony Vonjy Dingadingana 🍃
👉 Disponible : Antsirabe sy Fianarantsoa ary Tana
✔ Manasitrana hidihidy ny aretinaty ary manala tasy navelany aretinaty
✔ Manasitrana farasisa (na zaza kely na olon-dehibe)
✔ Manasitrana fery
✔ Manasitrana lagaly sy eczéma
✔ Manala laimpana kely
👉 Manao livraison 🚴 ary mandefa any 🚌
👉 Manome prix de gros hoany maka maro na mbola hivarotra
☎ 034 70 533 77
==> Vita ary 100% naturel
25/12/2021
🎁 Beurre de cacao pur et 100% naturel 🎁
👉 Prix : 10000Ar (60g) et 16000Ar (100g)
Betsaka ny vokantsoa azo avy aminy toy ny :
✔ Manala vergetures, cellulite, panda, tâche, mony, cicatrices, eczéma...
✔ Misoroka vergetures hoan'ny bevohoka
✔ Manasitrana tongotra vakivaky, molotra vakivaky ary tarehy vakivaky
✔ Manala maintimainty toy , tenda, lohalika, elakelape, ...
✔ Manamandina sy manalefaka ny hoditra
✔ Manalava volo, mampaniry volo sady mitsabo ny volo vakivaky na makiana ary ny simba ny brushing
👉 Disponible : Fianarantsoa, Antsirabe ary Tana (Mandefa any )
👉 Manao livraison 🚴
==> 100% naturel
25/12/2021
🎄 Joyeux Noël à tous 🎄
Nivaly ny lalao izay natao teto Vonjy Bioio ka zareo 3 no nahazo ny cadeau de Noël avy taty aminay 🎁🎁
Araho tsy tapaka ny page 😘
Mirary krismasy mamy sy feno hasambarana ho antsika rehetra ny ekipan'i Produits Vonjy Bio Tana sy Antsirabe ary Fianarantsoa
18/12/2021
🌲🎀 Tsy efa manimanitra fety ve ooo 🎀🌲
Andao ary hiaraka hilalao izay azahoana produits , tarehy ary
👉 Milazà karazana savony Vonjy 3 izay fantatrao
👉 Inona avy ny produits hita ato @ Produits Vonjy Bio
👉 Ataovy j'aime ny page ary mentionnéo ny namanao 5 handray anjara sao nareo no ahazo lay loka
👉 Partagéo 3 misy anao ity kilalao ity ho hitany hafa
Izay 3 mahazo j'aime betsaka no mahazo ny loka
✔ Afaka mandray anjara daholo isika any
🎀 Ndao ary e 🎀
21/07/2021
Ireo client afapo t@ produits Vonjy 🥰
Ireo toerana ahitana ny Produits Vonjy Bio
👉Fianarantsoa
👉Antsirabe
👉Tana
15/07/2021
🍃 Savony Vonjy Ravin-goavy 🍃
👉 Hoantsika somary manify volo (te hampatevina volo), simba ny volo ka te hiverina naturel
- Mampaniry sy mampatevina volo
- Mitsabo ny volo simban'ny : produits chimiques, brushing, fer à lisser, coloration, ....
Disponible : Fianarantsoa, Antsirabe ary Tana (Mandefa any ) ==> Prix : 3000Ar
Misy karazany hafa ihany koa , tarehy ary hoany vatana
==> Vita ary 100% naturel
08/07/2021
🌸 Savony Vonjy Ravin-goavy 🌸
👉 Hoantsika somary manify volo (te hampatevina volo)
- Mampaniry sy mampatevina volo
- Mitsabo ny volo simban'ny : produits chimiques, brushing, fer à lisser, coloration, ....
Disponible : Antsirabe ary Tana (Mandefa any )
Misy karazany hafa ihany koa , tarehy ary hoany vatana
==> Vita ary 100% naturel
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antsirabe
