Kolo Aina

Kolo Aina

Share

🌿Bienvenue chez KOLO AINA : votre centre de bien-être

08/05/2025

Ho antsika izay efa nanaraka fitsaboana tao amin'i Kolo Aina Miaramasoandro, Antsirabe, sy izay mbola maniry an'izany.
Miverina mandray olona indray izao ny ivon-toerana Kolo Aina manomboka ny 8 mai 2025 teo.
Asa misalasala fa tongava.
Tsy mbola nandiso fanantenana anao ny Kolo Aina.
Antsoy ny laharana : 034 46 124 74, M. Laha Orveste

28/08/2024

Ho antsika eto Antsirabe sy ny manodidina
Misokatra ao Miaramasoandro ny Naturallia Kolo Aina (Tohan'Aina sy Otra) nanomboka ny 20 aogositra 2024 teo. Sakafo maivana sy fitsaboana ara-boajanahary no aroso ao ho antsika.
Tongavà mitsidika fa vonona handray anao izahay.

Category

Telephone

Website

Address


Lot 11 Va 43 Miaramasoandro
Antsirabe
110

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 06:00
Wednesday 08:00 - 06:00
Thursday 08:00 - 06:00
Friday 08:00 - 06:00
Saturday 08:00 - 06:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kolo Aina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antsirabe.