Diète
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Diète, Health/Beauty, Vatofotsy, Antsirabe.
28/06/2023
16/06/2023
Il suffit de commander chez Diète 😋
16/06/2023
🤤🤤🤤
16/06/2023
VOANATSINDRANA
VOANATSINDRANA na Golden berries
Efa nihinana azy avokoa isika rehetra androany fantantsika hoe inona avy ny zava tsoa entiny :
1- Anti inflammatoire : indrindra hoan'ny olona marary vanin-taolana, manaintana ny vatana, misy hémorroïdes..
2- Anti-oxydant, anti cancer
3- Mampatanjaka ny taolana misy vitamine K
4- Mampatanjaka ny hery FIAROVANA misy vitamine C
5- Tsara hoan'ny maso misy vitamine A
6- Mampilamina tosi-dra
7- Mampilamina ny siramamy
15/06/2023
Efa mandray commande oaminy rahampitso sahady an
-Salade de pâtes 3500ar
-Salade de museau 3000ar
- Salade de couscous 4500ar
-Fromage de tête 3000ar
-Salade de Légumes+3500ar
-Menu diète complète (légumes+fruits+viande au choix)6000ar
- Mini barquette Apéro
Manao livraison 1500
Afaka récupérena ety mazoarivo Adventiste ihany koa
Alefaso Ary ny mp na antsoy ny 0387033695
12/06/2023
Bonsoir
Iza avy no anaterana SALADE DE COUSCOUS (TABOULET) rampitso? 🤩😊
4500ar ny barquette
Amdramo fa sady tsara tsiro no mahavoky
Manao livraison 1500ar🚴
Afaka récupérena ety mazoarivo Adventiste ihany koa
Alefaso mp ny commande, na afaka miantso avy atrany ny 0387033695
08/06/2023
Oyé oyé !!!🛑🛑
Vavao bé
Efa misy koa ny salade de fruits🍉🍓🍎🍒🍌🍍
-3000ar barquette lehibe
-2000ar barquette kely
29/05/2023
Bonsoir ☺️
Tonga ndray koa ny barquette de fromage de tête aminy vidiny 3000ar
Alefaso mp ny commande na antsoy ny 0387033695
Afaka récupérena ety akaiky adventiste,fa manao livraison ihany koa am sarany 1500ar
Aza tara Ary ôoo ☺️☺️
24/05/2023
Bonsoir ☺️
Après salade de légumes sy salade de museau izay nankafizin-tsika dia tonga ihany ko ny salade de pâte, tena matsiro 🥗🥙
Aminy vidiny 3000ar
Afaka récupérena ety Mahazoarivo akaiky adventiste
Manao livraison ihany koa 1500ar
Alefaso Ary ny commande ao am mp, na antsoy ny 0387033695
11/05/2023
Quantité sy qualité ny antsika a!!!
Alefaso mp commande nao na antsoy avy atrany ny 0387033695
Ireto avy ny zava-misy:
-Barquette de légumes et fruits GM 3500ar
-BARQUETTE de légumes PM 2500ar
-Barquette de salade de museau 3000ar
Afaka récupérena ety Mahazoarivo aikaiky Adventiste, Afaka manao livraison ihany koa izahay:1500 ar
10/05/2023
Mahafaly fôna mandray message ohatr'izao... des clients satisfaits ☺️☺️ cela fait notre bonheur 🌼🌼☺️🙏
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Vatofotsy
Antsirabe
