Tsena by Flo
Vente des produits cosmétiques, beautés, Nails Art....
02/04/2025
Cc daholo 😘
Tonga ny produit GASINOVA (manitra bé reo a) sady prix promo reo a
👉Vitsivitsy izy ato fa stock limité
🤫 Coffret
🤫
Afaka ampiarahina izy telo reo amizay tena ao tsara le fofona manitra bé ry zareo a
👉Manandrama Raha Mbola tsy nampiasa fa hividy fona nareo 💋
Iza avy Ilay mitady SOUDE CAUSTIQUE perlée ato
👉Samedi Tonga ny arrivage tsika tompoko
Lieu: Antsirabe
09/08/2023
Miarahaba atsika rehetra,
Gamme ENZO promotion bé 😻
Prix 23 000ar jusqu'à l'épuisement de stock
👉Shampooing
👉Masque
👉Serum
Alefa @ commentaire ou mo ary ny commande🙂
Enlèvement tombontsoa ou livraison a partir de 2000ar
Mirary soa ho antsika rehetra mpanaraka ny pejy oo 😻😻
30/10/2022
Salama, ireto indray ny karazana masomboly voafanty malagasy dispo ato
👉 ny fonosana iray
🌽Maïs MORADA : katsaka mainty, fa tena ngeza be, mamy ny tsirony Ary mamokatra tsara (50graines/sachet)
🌽 Maïs Glass Gem: katsaka Maro loko fanaovana pop corn ireny, karazana katsaka fohy fa tsara forme kanefa (100graines/sachet)
🌽Maïs Black mexican: katsaka fanaovana la farine (maïzena, provende), vetivety Dia azahoana vokatra (100graines/ sachet)
🌱Haricot vert kilométrique : mandady (50 graines/sachet)
🌶️Piment mainty bory : piment décoratif de petite taille, peu piquant, fleurs violettes (35 semences/ sachet)
👉Aza misalasala mandefa ny commande nareo ao @ commentaire na ao
Salama daholo, misy Liana @ pâte de fruit ve isika ato?
Mba lazao hoe ny parfum na tsiro tena tianareo
12/02/2021
Bonsoir,
En promotion be, moule silicone en forme de cœur
Dispo en couleur vert, bleu et rose
A seulement 25 000ar
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antsirabe
101
