Zumba Chics Dames

Zumba Chics Dames

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Zumba Chics Dames, Health/Beauty, Alliance Française, Antsirabe.

Photos from Zumba Chics Dames 's post 22/05/2026
Photos from Zumba Chics Dames 's post 22/05/2026

Reto ndray e ! Renimpianakaviana mavitrika sy miezaka mitandro fahasalamana hatrany mba hiatrehana ampifaliana sy tanjaka hatrany n'y adidy maha Reny sy Renibe koa aza , Tongava ho namanay isaky ny Alatsinainy sy Alakamisy amin' n'y 2h30 h@ 4h tolak' andro ao amin' ny Alliance française Antsirabe . Efa hisokatra tsy ho ela koa n'y ao Antananarivo . Ndao e !!! Enao sisa no andrasana fa vonona sy faly zahay HANDRAY ANAO ho namanay !!! Miaraka amin'i ( coach cardio , fitness ) ( coach mise en forme et fitness ) ( coach Zumba et coordination ) feno tsara n'y fandaharampotoana homena anao amreo karazana fanetsehambatana atolotra anao ireo !

Photos from Zumba Chics Dames 's post 18/11/2024

Fahatsiarovana vitsivitsy ireo fotoana niarahan ' ireo namana sasany taro amin ' ny Club Zumba Chics Dames ! Mafinaritra foana e !

Photos from Fireflies's post 13/11/2024

Efforts bien mérités ! Des joies partagées.
Merci Bon Dieu ! Merci Felana ! Merci Fireflies !!!😍😍😍

08/10/2024

Sady manala azy no mikotrana , Ndao ra hiaraka aminay hitaiza vatana e ,

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antsirabe?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Alliance Française
Antsirabe
110