Bio Santé

Bio Santé

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Bio Santé, Health/Beauty, Antsirabe.

06/12/2025

Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Seheno Rasoloson, Fortune Ax

27/11/2025

🔥 CALCIUM BIO SANTÉ – Ho taolana matanjaka sy hozatra tsy mora reraka! 💪🦴

Manana malazo hozatra, fanaintainan’ny taolana, sa latsa-pahavitrihana ve ianao?
Ity Calcium 100% voajanahary ity no vahaolana!

🌿 Tombontsoa:
✔ Manamafy taolana sy nify
✔ Manampy amin’ny fitomboan’ny hozatra
✔ Manampy amin’ny fandevonan-kanina
✔ Manala havizanana
✔ Mety ho an’ny ankizy, vehivavy, reny bevohoka ary zokiolona

🎯 Tsy misy produits chimiques – voajanahary tanteraka!

💬 Te hahazo ny fatra sy fomba fampiasana? Midira mp fa hazavainay anao.

Bio Santé – Fahasalamana voajanahary ho an’ny rehetra 🌱

27/11/2025

🔥 PROTÉINE BIO SANTÉ – Manampy anao hanamafy hozatra sy hampitombo lanja ara-pahasalamana! 💪🌿

Te hampitombo fesse, hanché, poitrine ve?
Sa te hanamafy hozatra sy hamerina hery rehefa manao sport?

👇 Ity protéine bio ity dia:
✔ 100% voajanahary
✔ Manampy mitombo lanja tsara
✔ Manamafy hozatra
✔ Manome énergie
✔ Tsy misy effets secondaires

🎯 Sady ho an’ny lehilahy no ho an’ny vehivavy!

💬 Te hahazo vokatra? Midira mp fa halefanay ny fatra sy ny fomba fampiasana azy.

Bio Santé – Ny natiora no fanafody! 🌱

26/11/2025

Salama daholo ndray ooo!
30000ar monja ny protéine 100g
Mividy 100g iray de mahazo 100g fanampiny☺️☺️☺️
contact :033 34 387 50

25/11/2025

Hoatsika Liana amle protéine sy calcium nandefa mp Tonga de mb miantso fa misy olana n'y message
033 34 387 50

25/11/2025

Misy ko n'y protéine a!

25/11/2025

Salama daholo✋✋✋✋😘
BioCalci vokarin'ny BioSanté Antsirabe
✓Azo antoka 100%
✓vokatra voajanahary 100%
✓Vidiny mirary
✓ahitana vokatra Haingana

Contact :033 34 387 50/034 23 421 68
Prix 100g 8 000ar

21/06/2025

Salama daholo😘😘😘😘
Salama daholo ve tsika?inona no aretina tianareo ho resahatsika?
Ataovy ao fa ho valianay daholo
Mirary soa de manaova mafana fa tena mangatsika andro
Bisous bé daholo😘😘😘

20/06/2025

Ao daholo ve tsika😍😍😘😘

20/06/2025

Salama daholo eee😘😘😘
Tena efa anaty ririnina tanteraka tsika zao
Andao ary asitsika resaka momba anzay rariva e!
Partageo ity publication ity zay bé partage indrindra mahazo cadeau crédit rariva a!!!
Mazoto daholo

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antsirabe?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Culinary Team

Attire

Telephone

Website

Address


Antsirabe