Jenva's Cosmetik

Jenva's Cosmetik

Share

Mivarotra ireo kojakoja isanjkarazany momba ny vatana iray manonto

15/05/2026

VOLO MAINA, VAKIVAKY 😫✨ ty no vaha olana

​Tsy inona izany fa ny Originals Hair Mayonnaise. Tsy masque fotsiny izy ity fa tena namonjy ny volon'ny maro mihitsy! 🧴🌿

​Inona no tena soa ho azonao?

✅ Ny Menaka Oliva ao anatiny mampalemy sy mampanjelatra ny volo avy hatrany.

✅ Ny Proteinina avy amin'ny atody kosa manamboatra an’ireo volo simba sy mora vaky.

✅ Lasa mora kofehina sady tsara hita ny volo avy eo. 💁‍♀️✨

​Torohevitra kely fampiasana azy:

Rehefa avy manao shampoo ianao, ahosotra tsara amin'ny volo rehetra, avy eo saromana "bonnet plastika" na serviette mafana. Avelao hiasa 15 minitra dia kobany! Ho gaga ianao amin'ny fahalemeny. 😍

​Aza avela ho vaky sy ho simba tanteraka ny volo vao hikarakara, fa araraoty dieny izao ny tahiry ato amin'ny Jenva's Cosmetik! 🛍️

​📞 Mba hanafatra dia antsoy ireto laharana ireto:

​034 40 509 24

​032 43 914 16

​💬 WhatsApp: 034 40 509 24

15/05/2026
09/08/2024

Salama, skala, skala, 😊😊
Natao hoanao Zay Tia manao volo curly! Efa misy ato am Jenva's Cosmetik ay. Tongava Maro ✨✨

Photos from Jenva's Cosmetik's post 31/07/2024

Tongava mitsidiky fa itantsika ato amin boutique Jenva's Cosmetik Antsohihy jiaby raha aby reo

Photos from Jenva's Cosmetik's post 25/06/2024

Promotion 25 000ar aiza atsika

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antsohihy?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Ambalabe Ouest
Antsohihy