Nutrigo
Ventes en Gros et Détails
Fruits Secs et Noix ...
Votre Partenaire Santé
13/06/2026
Afaka ampiasaina tsara anaty cake , kimofomofo rehetra ny Mirtylles séchés 🫐 (petit plaisir maaatsiro Kely anaty lela any )
11.000 Ar / 100g
12/06/2026
Inona ny tena hoe mampiavaka ny Flocon d'Avoine eh ? Faheno anaty perte de poids, prise de masse , Rééquilibrage alimentaire... 🤔
🌾 Flocon d'Avoine : sakafo tsotra fa tena mahery!
✅ Manome fahafaham-po ela kokoa (mihena ny filana misakafo matetika) ✅ Manampy amin'ny fitoniana ny glycémie ✅ Manankarena fibre, tsara ho an'ny fandevonan-kanina ✅ Manome angovo maharitra mandritra ny tontolo andro 👌
Nutrigo 500 G 9500 Ar
10/06/2026
🍒 Cranberries : voankazo kely feno hery! Manampy hiaro ny lalan-drano ( urinaire) manamafy hery fiarovana ary manome antioxydants ilain'ny vatanao isan'andro. 💪
Raha te hanafatra 👌 MP ou 📞 034 70 417 22
09/06/2026
Manjakelyiii 🥰❤️ nataony cliente mélange tao daholo ny commande ny 👌 Merciii Nutrigo ... Mpanakarena Fahasalamana ery anie eh .
Te handefa commande ko ndri ? MP haingana 🏃
📞 034 70 417 22
08/06/2026
Sakafo maraina Équilibré sy feno otrik'aina 👌
Ampio Noix de Brésil ny sakafo , isan'ireo manankarena indrindra amin'ny sélénium, izany no antony hanampiana 1 ka hatramin'ny 3 isa isan'andro anaty menu.
💡Ny sélénium dia manampy ny vatana hiaro tena, hitazona metabolisma tsara, ary hiady amin'ny fahasimban'ny sela.
Nutrigo 📞 034 70 417 22
05/06/2026
Salama 🥰 Fa maninona no asina Graine de Chia matetika ny sakafo ? Fa satria :
Manankarena fibre izy , bé omega-3 ary antioxydants .
Manampy antsika :
✅ Haharitra voky ela kokoa
✅ Hanatsara ny fandevonan-kanina
✅ Hanome hery sy fahasalamana ho an'ny fo
1 Sotro kely antonony isan'andro dia ampy ahazoana tombontsoa lehibe ho an'ny fahasalamana! 💚
6000 Ar / 100 G Nutrigo
Bonne journée ❤️
04/06/2026
🌱Mahay misafidy tsara izay sakafo ampidirina ho an'ny vatana foana, kely nefa manankarena otrikaina!🌱
♟️ Graine de Nigelle : manampy ny hery fiarovan'ny vatana
🌶️Baie de Goji : feno antioxydants sy vitamina
🥜Amande : manome fahafaham-po ela kokoa ary tsara ho an'ny fo
💚Manao safidy tsotra ho an'ny sakafo voalanjalanja sy fahasalamana isan'andro!
Nutrigo 034 70 417 22
🌿🥜🌶️
03/06/2026
Azo @ Zay Ilay Graine de courge tato @ Nutrigo 🫣 Dia atao ahoana amzay izany Ilay ampidirina azy anaty sakafo ? Dia ohatrany ahoana zany Ilay quantité hoanina ? 10 à 20 G Dia ampy an ... Tsotra sy mora ny fihinanana azy , Raha tsy maka sarotra toa ahy dia ararako eo @ Légumes Dia vitaaaaa ... Idéal Alona ihany ko rehefa Graine fa indraindray tsy vita , tsy olana fa hoanitsika amzao aloha anio an 💚 Bon appétit
03/06/2026
Idée Sakafo maraina Équilibré azo atao tsara ho antsika manaraka Rééquilibrage alimentaire 💚
🍗 Steak poulet
🥛 Yaourt nature
🧋Graine de chia (6000 Ar / 100G)
🫐 Mirtylle séchés Nutrigo ( 11.000 Ar / 100G)
Mahafa-po , tsy mitady sakafo hafa fa stable tsara h@ sakafo antoandro 🥳 Asio tsy tapaka ao an trano ny Graine de Chia 👌 MP ou 034 70 417 22
Miammmm 😋😋
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Centre
Ivato
101
