D.S nappy
- Votre salon de beauté nappy
- Votre magasin BIO
- En partenariat avec divers marques MALAGASY
17/07/2026
🌸🌸🌸Disponible de suite ny gelée capillaire hibiscus et lin.
❌Mora maina be vé le volo?
❌De le boucle tsy mitana ?
❌Sa tsy dia mivoaka tsara mihintsy Ilay boucles ?
Maro be no mety ho Antony ...
Fa anisany Antony iray lehibe ny 💦 HYDRATATION.
✅Mampiasà gelée capillaire hibiscus et lin.
📍Noforonina manokana hanome Izay filana Rano ao anaty ny volonao izay ny gellée hibiscus 🌺 et lin.
Tonga manjifa Ary, mandefa @ faritra rehetra Izahay, afaka jifainao mivantana ao D.S nappy Morondava.
02/06/2026
BAUME DE SCELLAGE RÉPARATRICE
Ilay nahafantaranareo anay 🙂,
Disponible en stock ✅
Prix : 20.000Ar
29/05/2026
📍📍 PROMOTION 📍📍
jusqu'à épuisement du stock ( EFA vitsivitsy sisa anh)
🌸🌸 Skincare :
Hanapy anareo hikarakaravtarehy @ FOMBA Natoraly ny tanjonay anizao weekend Zao.
🌸🌸SAVON EXFOLIANT CAFÉ ET CURCUMA+
🌸🌸MASQUE AU RIZ
✅Manadio ny hoditrao ifotony
✅Manazava ny endrikao
✅Mangala Ireo singa efa tsy ilainy hoditra
✅Manamaina ny mony
✅Manala point noir
❌❌Ireo produits 2 ireo aminy vidiny 20.000Ar au lieu de 25.000Ar❌❌
Arrêt bus Essomaty
22/05/2026
Vos essentiels à seulement ❌❌60.000Ar❌❌les #3 huiles :
✅ Active hair: repousse - Anti-chute
✅ Hydraglow : scellage - hydratation - protection
✅ Romarin : croissance - stimulation du circulation sanguine - Anti-chute.
Arrêt bus Essomaty ❤️
19/05/2026
Aza adino manomano Ireo produits ho entina Miaro ny
sy ny ho anizay hitsangatsangana aminy Lundi Zao anh.
🌸🌸🌸HYDRAGLOW 🌸🌸🌸
Ataovo ao anazy liste ny sérum protecteur nao .
Prix : 20.000Ar
.
18/05/2026
HYDRAGLOW - Ilay sérum natao ho an'ny karazambolo rehetra ❤️.
📍Fifangaroana huile végétale 100% nefa otrikaina ilainy volo mba :
✅ Hitazomana ny na Manamandina azy
✅ azy aminy Ireo loto sy ny toetrandro toy ny "hatsiaka be na hafanana be"
✅Manome aina indray ny volo maina sy makiana MBA indray.
✅ sy indray ny volonao .
Tsy adino Ilay fofona malefaka izay mahatonga antsika ho babo sy hazoto hanosotra azy aminy fotoana rehetra 💎.
Jifao dieny izao Ary dia sy ny volonao ❤️
Mandefa aminy faritra rehetra. Mp ato aminy pejy.
Vidiny: 20.000Ar
14/05/2026
✨ Enfin une huile pensée pour les cheveux qui ont le plus de difficulté à pousser.
🌸🌸Active Hair 🌸🌸 a été spécialement étudiée et formulée pour stimuler efficacement la pousse des cheveux texturés, crépus et bouclés de type **3A à 4C**. 🌿
📍Parce que les cheveux crépus ont besoin d’une attention particulière, notre formule associe des actifs naturels reconnus pour aider à :
✔ Stimuler la croissance capillaire
✔ Fortifier les racines
✔ Réduire la casse et la chute
✔ Nourrir intensément le cuir chevelu
✔ Favoriser des cheveux plus longs, plus forts et plus denses
Grâce à une utilisation régulière, Active Hair accompagne vos cheveux dans leur croissance naturelle, même lorsqu’ils sont secs, fragiles ou difficiles à faire pousser. 💚
🫧 À appliquer 2 à 3 fois par semaine sur le cuir chevelu
🌙 En bain d’huile ou en soin de nuit
**Active Hair — la force de la nature au service de la pousse des cheveux texturés.** ✨
Disponible de suite ❤️
06/05/2026
📍Tresse réalisé par notre équipe :
✅ TRESSE AVEC RAJOUT+ MÈCHES
Mandray foana Izahay isanandro.
Sans rendez-vous.
Dsnappy : arrêt bus Essomaty.
06/05/2026
Hello!🤗
Misy manontany hoe raovina amzay lay diagnostic en ligne !🥰
Ok , ndao amzay ary atomboka e!
Na en province na sur Tana fa tsy manana fotoana , vous pouvez passez en message privé ☺️
Vao hanomboka hikarakara ve ianao sa efa ao anatiny mihitsy fa somary very @ routine ? Lany ftoana manandrana produit isankarazany?
Zay ´ndridra no ilana ilay diagnostic!
Connaissance hoentinao mikarakara ny volonao sy mianatra mitia azy lay izy!!✨
Suivi GRATUIT ❤️
Aza misalasala ary e!
Ampitiavana be!❤️
🌿Prenez soins de vos cheveux au naturel 🌿
27/04/2026
On adore les produits à base de KARITÉ 🙂
✅ Pour la peau
✅ Pour les cheveux
Pourquoi ne pas le prendre brute 🤔?
💎Plus de bienfaits ❤️
Disponible de suite.
Prix : 20.000Ar
Category
Telephone
Website
Address
Pavillon Vaovao, Arrêt Bus Essomaty
Morondava
619
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when D.S nappy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.
