Plâtre Poudre
✨PLÂTRE EN POUDRE TSARA KALITAO✨
Livraison eto tana sy any @faritra.
03/08/2026
Aza misalasala mandefa commande fa mbola misy maromaro kely🚚
31/07/2026
Plâtre en poudre tsara qualité be⚡
Afaka hanaovana plafond, décoration rindrina, craie scolaire, corniche, vase, etc...
Alefaso aingana ny commande.
Plâtre en poudre tsara kalitao⚡
Afaka mandefa any iany koa.
Décoration a base de plâtre mamy kely🥰🥰
Mora be ny plâtre en poudre ato aminay.
26/07/2026
Afapo daholo izay nanjifa tato aminay 😊
Plâtre en poudre tsara kalitao be tena mirary.
Afaka hanaovana:
la craie scolaire, corniche, plafond, lalotra rindrina, décoration a base de plâtre toy ny vase.
Mora maina be mihintsy
23/07/2026
Mamoaka endrika trano tsara be anie oa io plafond io e⚡
Afaka hanaovana lalotra iany koa ny platre ato aminay☑️
Platre en poundre afaka jifainao ato aminay mahavita tsara ohatran'izao
Mandefa any .
Aza misalasala manantona mp raha liana ianareo.
24/05/2026
Plâtre en poudre tsara kalitao be.
Plâtre Mbola vovony
Afaka anaovana :
Craie scolaire (La craie)
Corniche / sisi-n’ny plafond
Placoplâtre
Fanamboarana rindrina simba
Décoration (Vase a base de platre)
Plafond
Maina haingana ⏱️ (manomboka eo amin'ny 5 mn monja dia maina)
Click here to claim your Sponsored Listing.
Website
Address
Tana
Tanjombato
101
