Mod' Stel

Mod' Stel

Share

Abonné ny page fa misy karazana entana be dia be ary isan-karazany no ho hitanao ato amin'ny �Mod'stel �

16/07/2026

hello, hello les manja
astuce tsika androany ary an!
✨ "Aza mibango volo mbola lena be, satria mora tapaka. Avela ho ritra kely vao mibango amin'ny fihogo be nify."
💧 "Misotroa rano ampy isan'andro. Ny volo salama dia miainga avy ao anatiny."
📩 Mila huile na crème coiffante ho an'ny volonao? Manorata hafatra amin'ny pejy Mod'stel, dia hanampy anao hisafidy ny vokatra mety aminao izahay. 🌿💚

13/07/2026

Astuce cheveux "Tsy voatery lafo ny fikarakarana volo. Hosory menaka 2 na 3 isan-kerinandro, atao massage 5 minitra ny hodi-doha mba hampandeha ny fikorianan'ny rà sy hanampy ny fitomboan'ny volo."
📩 Mila huile na crème coiffante ho an'ny volonao? Manorata hafatra amin'ny pejy Mod'stel, dia hanampy anao hisafidy ny vokatra mety aminao izahay. 🌿💚

13/07/2026

TONGASOA ETO AMIN'NY MOD'STEL! 🌿
✨ te hanana volo lava, salama ary mamirapiratra amin'ny alalan'ny akora voajanahary ve ?
Izay indrindra no tanjonay ato amin'ny Mod'stel. Sy FYNA Nature 💚
🌱 Tsy ho ela dia ho avy ny: ✨ Huile capillaire naturelle ✨ Sérum pour la pousse des cheveux ✨ Crème coiffante naturelle
Vokatra voaomana amim-pitandremana, natao hanampy anao hikarakara ny volonao isan'andro.
💬 Araho ny pejy Mod'stel, asio ❤️ ity publication ity, ary zarao amin'ny namanao mba tsy ho tara amin'ny fanokafana ofisialy sy ireo tolotra manokana.
🌿 Mod'stel – Ny hakanton'ny volonao no laharam-pahamehanay. 🌿 FYNA Nature

13/07/2026
Photos from Mod' Stel's post 13/07/2026

Hoavy tsy hoela ny vokatra vaovao, manasa antsika tsy hiala lavitra an!
Mitady vokatra voajanahary hanalava sy hampahery volo ve ianao?
✨ Huile capillaire ✨ Crème coiffante 🌱 Vita amin'ny romarin, girofle, huile de coco ary akora voajanahary.
✔️ Manampy hampihena ny fahalatsahan'ny volo. ✔️ Mampatanjaka ny faka. ✔️ Manalava sy mampamirapiratra ny volo. ✔️ Mety amin'ny olon-dehibe sy ankizy.
📦 Mandray commande. 📞 038 79 202 40 / 033 78 818 84
FYNA_ Ny hatsaran'ny volonao no laharam-pahamehanay.

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Tanjombato?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Tanjombato