Acia Coeur
24/08/2026
MBA milira commentaire iaby ze fa nahita ahy mivanta hoe☺️, izay Malay ahy mihina c**a pigeon 💩, fa izay tea ahy anovako transfert🤐❤️
22/08/2026
Merci pour votre confiance☺️
Matsiro karamam-bady😋
19/08/2026
Vadiko, tsaroanao ve izany fotoana izany? 🥹❤️ Tamin’ny tsingerintaonan’ny fanambadiantsika tao amin’ilay trano nofaintsika taloha iny no nankalazantsika azy. saika tsy nanana na inona na inona izahay, fa nanana fitiavana be. Ankehitriny, manana ny tranontsika manokana isika ary manana antony maro kokoa hisaorana an’Andriamanitra. 🙏🏽
26ans zaho ary 24 ans ny vadiko, nefa rehefa mijery ny zavatra vitanay sy ny lalana nodiavinay aho dia tena mirehareha aminay. ❤️ Avy tamin’ny fiandohana tsotra ka hatramin’ny fiainantsika ankehitriny… tena tantara mahafinaritra no soratanay miaraka. 🥹❤️
Ary ianareo mpanaraka, firy taona ianao amin’izao fotoana izao? Ary inona avy ireo zavatra efa vitanareo tamin’io taona io? 🥰✨
🖤
Aia li jala zao Randrianantenaina Toandro Olivier Galouna
Apetrako eto avao mba ho hita rahavaviko retia😂❤️
Category
Contact the business
Telephone
Address
Sanfil
Tulear
601
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Acia Coeur posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.
